Vavaky ny Marina Jakoba 5:16

Vavaky ny Marina Jakoba 5:16 VAVAKY NY MARINA
Vavaka• Fampaherezana• Tenin’Andriamanitra.
« Ny fiasan’ny fivavaky ny marina dia mahery indrindra. » Jakoba 5:16

https://youtu.be/OteUBDO2YCA?si=mjNOIwTjaJYAr6K4Hiran’ny Feo mamantonalina… Mivavaha 🙏Hira mahatorotoro fo hivavaka sy h...
30/07/2026

https://youtu.be/OteUBDO2YCA?si=mjNOIwTjaJYAr6K4

Hiran’ny Feo mamantonalina… Mivavaha 🙏

Hira mahatorotoro fo hivavaka sy hiantoraka amin’ny Ray Tsitoha.

Enjoy the videos and music you love, upload original content, and share it all with friends, family, and the world on YouTube.

30/07/2026

Ny vavaka dia toy ny balisama ahosotrao amin’ny fonao maratra sy ny fanahinao reraka. Koa aza reraka.
MIVAVAHA!

29/07/2026

Ray ô! Mila ny indrafonao izahay zanak’olombelona. Mamelà anay ary sitrano ny momba anay manontolo. Amen 🙏

06/07/2026

Ray ô! Omeo fo madio ny olona mamaky ity vavaka ity. Omeo azy ny fahendrena mba hahaizana mitondra tena tsara ary esory eo aminy ny maso ratsy sy ny fahalotoana fa tsy mendrika an’izany ny vatany.
Amen 🙏

19/06/2026

Ray ô!
Misaotra mbola manome tombom-pahavelomana ho ahy sy ny ankohonako ary ireo velon’aina mamaky izao vavaka izao.
Mitomboa mandrakariva amin’ny Voninahitra sy Hery ary ny Fanjakanao fa mendrika ANAO irery izany. Natao ho ANAO izany ary tandrify ANAO izany. Misandratra mandrakizay mandrakizay.
Misaotra noho ireo soa rehetra natolotrao anay.
Aoka ny Herinao sy ny Fahefana nomenao anay hanapaka mba handresenay indray miatrika ity anio ity.
Mamindrà fo Dada ô, diovy amin’ny Ran’ny fahasoavanao izahay. Mba ho olom-panahy sy olom-banona ho an’ny fanjakaNAO.
Atolotray ny tenanay mba ho fanatitra velona manome voninahitra ANAO lalandava koa meteza mba hitarika anay ho eo amin’ny fanatrehanao sy ny fitarihan’ny Fanahy Masinao.
Misaotra Dada ô. Amin’ny anara maherin’i Jesosy Kristy Tompo. Amen 🙏

Ray ô! Izao rehetra izao dia maneho fa tsy miova mandrakizay IANAO! Tehirizo mafy anaty fatokiana Anao ny foko sy ny sai...
18/06/2026

Ray ô! Izao rehetra izao dia maneho fa tsy miova mandrakizay IANAO! Tehirizo mafy anaty fatokiana Anao ny foko sy ny saiko ary ny fanahiko 🙏
Aoka ny tontoloko rehetra haneho fa TSARA IANAO SADY MPANAO NY TSARA.
Amen 🙏

16/06/2026
Finoana an’I Kristy 🙏
14/06/2026

Finoana an’I Kristy 🙏

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vavaky ny Marina Jakoba 5:16 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share