FJKM Ankadindravola Ivato

FJKM Ankadindravola Ivato Genesisy 28:16b🕊️📖
Ato amin'ity fitoerana ity tokoa Jehovah.

🤗🏀Lalao am-pirahalahiana taranja basket-ball SPAA10Anio sabotsy 20 JONA 2026 teny amin'ny Don Bosco Ivato manomboka.STK ...
20/06/2026

🤗🏀Lalao am-pirahalahiana taranja basket-ball SPAA10

Anio sabotsy 20 JONA 2026 teny amin'ny Don Bosco Ivato manomboka.

STK Ankadindravola Ivato
FJKM Ankadindravola Ivato

1 Timoty 4:8:
“Fa mahasoa kely ihany ny fampiasana ny tena; fa ny toe-panahy araka an'Andriamanitra no mahasoa amin'ny zavatra rehetra ka manana ny teny fikasana ny amin'ny fiainana ankehitriny sy ny ho avy koa”

27/05/2026

✨🙏 VOKA-DEHIBE 2026 🙏✨
Am-pifaliana sy amin’ny fo feno finoana no anasan’ny
FJKM Fitandremana Ankadindravola Ivato antsika rehetra hanatrika ny:

⛪ VOKA-DEHIBE
đź“… Alahady 31 Mai 2026
🕣 Amin’ny 8 ora sy sasany maraina

đź“– Lohahevitra:
“Miasa ao amin'ny Mino ny Fanahy Masina”
🕊️ “Ny Raiko miasa mandraka ankehitriny, ary Izaho koa miasa.”
— Jaona 5:17

Fotoana lehibe iarahana mivavaka, mihira fiderana ary miaina ny fiasan’ny Fanahy Masina eo anivon’ny mino.
✨ Tongava maro miaraka amin’ny fianakaviana sy ny namana.
✨ Andao hiara-hanompo sy hanome voninahitra an’Andriamanitra.

Address

Ankadindravola IVATO
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ankadindravola Ivato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category