Royal Rangers Itaosy Madagascar

Royal Rangers Itaosy Madagascar ❤️Miaramila Tsara ny Jesosy kristy 💪

Loading.....
25/04/2026

Loading.....

MIREDAREDA - LASY NATIONALY 2026
'Ndao hilasy 😊 Manentana ny toby rehetra

Ity no fotoana hiaianana :
- Famaperezana ara-panahy
- Firaisankina
- Traikefa tsy hay hadinoina

Fitoriana filazantsara lehibe, Fampianarana, Animation, Afon-dasy, Jeu, ....

Royal Rangers Analamanga Antananarivo Vonona, MIREDAREDA ho an'Andriamanitra isika

Daty : 10 au 14 Août 2026
Toerana : Toamasina

Andao hiaraka handrehitra afo 🔥
'Ndao HILASY
Misoratà anarana dien'izao

🙏
21/04/2026

🙏

19/04/2026

📆19- Avril -2026😁

👉Journee Ny Royal Rangers teto amin'ny toby faha -002.
👉Fanokafana ny fankalazana ny faha 20 taona ny ROYAL RANGERS ITAOSY -TOBY ANKOAY🦅
👉Fametrahana an'i Pasteur Rado Rakotomalala ho PASTEUR NY TOBY eto ITAOSY 🙏
👉Fametrahana an'i Chef Franck Rakotondrahanta ho SENIOR COMMANDER ny Toby eto ITAOSY
/TEACH/KEEP
ADD Itaosy
Royal Rangers Analamanga Antananarivo
Royal Rangers Itaosy Madagascar

29/03/2026
01/03/2026

......

🚨Filazana ⚠️Noho ny🌪️ andro🌀🌦️ ratsy izay misy dia nahato aloha ny fotona eto amin'ny   002 anio 31 Janoary 2026 -📩Samia...
31/01/2026

🚨Filazana ⚠️

Noho ny🌪️ andro🌀🌦️ ratsy izay misy dia nahato aloha ny fotona eto amin'ny 002 anio 31 Janoary 2026 -

📩Samia mifampilaza tompoko 🙏

Mankasitra tompoko 🙏😁
Royal Rangers Itaosy Madagascar

🔥🙏🔥🙏Loading..........
26/01/2026

🔥🙏🔥🙏Loading..........

25/01/2026

Voalohany 2026

🔥Misaotra sy mankasitra an'Andriamanitra lehibe noho ny fotoana anio 🔥

🙏Misaotra anareo Ray aman-dreny rehetra sy ny tinaiza
😁Misaotra ny Fiangonana ADD Itaosy
😍Misaotra ny mpitandrina
🥰Misaotra ny mpiandraikitra rehetra eto anivon'ny Royal Rangers Itaosy Madagascar


Departemanta Royal Rangers Madagascar

  jesosy Kristy
19/01/2026

jesosy Kristy


 ...ADD Itaosy
27/12/2025

...
ADD Itaosy

🎊REVEILLON🎊
"Hiara-hitsena ny taona 2026 amin'ny VAVAKA sy ny FIFALIAM-BE isika"
Daty: 31/12/25 manomboka alina
ToeraADD Itaosysysy
Code couleur:
🔸Lahy: Costard mainty+ lobaka fotsy+ doré kely (cravate na noeuds na pochette)
🔸Vavy: Fotsy sy doré

🔖 Hoanao izay efa nisoratra anarana dia raisina ny Alahady 29/12/25 ny "Tapakila".

🚩Raha misy fanamarihana na fanontaniana dia afaka manantona mivantana ny mpiandraikitra isaky ny Zone.

25/12/2025

🥰Ny toby faha roa eto itaosy dia mirary noely feno fiadanana ho anao 🎊🙏💓

ADD Itaosy
Departemanta Royal Rangers Madagascar
Royal Rangers Itaosy Madagascar

🗓️06 Decembre 2025 ⏰12h00-⏰17hToby Faha-002   sy Fianarana ny Fototry  ny Royal Rengers 🙏👉 Pasteur Rado Rakotomalala 👉Co...
06/12/2025

🗓️06 Decembre 2025
⏰12h00-⏰17h
Toby Faha-002

sy Fianarana ny Fototry ny Royal Rengers 🙏
👉 Pasteur Rado Rakotomalala
👉Counsil Toby faha - 002
👉 Commander Toby faha-002
👉 Assistant Commander toby faha-002


💪 Jesosy Kristy no Tena Royal 🙏🔥
🙏🙏Ho an'i Jesosy irery ny voninahitra 🙏🙏

🏢Espace La Ronde Beravina Itaosy
ADD Itaosy
Royal Rangers Itaosy Madagascar

Address

Anjazamihira Bemasoandro Itaosy Antsimondrano Antananarivo
Antananarivo
102

Telephone

+261346824323

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Royal Rangers Itaosy Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Royal Rangers Itaosy Madagascar:

Share