Jesosy Mamonjy Ankadindratombo ofisialy

Jesosy Mamonjy Ankadindratombo ofisialy Tongasoa eto amin'ny pejy

🔆📣Vaovao mahafaly ho antsika ety am Sud Ambohipo indray tongava maro fa te hanova ny fiainanao Jesosy 🎉
02/09/2026

🔆📣Vaovao mahafaly ho antsika ety am Sud Ambohipo indray
tongava maro fa te hanova ny fiainanao Jesosy 🎉

🔆Tenin'Andriamanitra ho antsika amin'ity andro ity 🥰🙏Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anao miaraka amin'i Jesosy 🙏
02/09/2026

🔆Tenin'Andriamanitra ho antsika amin'ity andro ity 🥰
🙏Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anao miaraka amin'i Jesosy 🙏

Famintinana an'tsary vitsivitsy ny fankalazana ny faha 50 Taona naha mpitandrina an'i Pasteur Norbert ✨🔆
31/08/2026

Famintinana an'tsary vitsivitsy ny fankalazana ny faha 50 Taona naha mpitandrina an'i Pasteur Norbert ✨🔆

verset du jour 🥰tahin'Jesosy daholo ❤️
31/08/2026

verset du jour 🥰
tahin'Jesosy daholo ❤️

30/08/2026

Mbola tsy tapitra ny andron’ny fahagagana 🥰🙏🏽

30/08/2026

Ho an’i Jesosy irery ihany ny voninahitra 💯
🥰Velona sy miasa jesosy 🥰
🥰Niala tamin’ny tehana ilay marary 🙏🏽

🥰Famintinana an’tsary ny famaranana ny fitoriana filazan’tsara natao teo amin’ny quartier 2 Ankadindratombo 🥰Velona sy m...
29/08/2026

🥰Famintinana an’tsary ny famaranana ny fitoriana filazan’tsara natao teo amin’ny quartier 2 Ankadindratombo 🥰
Velona sy miasa Jesosy ary naneo ny voninahiny 🥰💯
Ho azy irery iany ny voninahitra 🙏🏽

Fitoriana filazan’tsara ao amin’ny quartier 2 Andro faha 2 💯Velona sy miasa Jesosy🥰Azy irery igany ny voninahitra 🥰
28/08/2026

Fitoriana filazan’tsara ao amin’ny quartier 2
Andro faha 2 💯
Velona sy miasa Jesosy🥰
Azy irery igany ny voninahitra 🥰

Address

Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jesosy Mamonjy Ankadindratombo ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share