Pejy STK FJKM Anosivavaka ofisialy

Pejy STK FJKM Anosivavaka ofisialy Natao mba hampitร na ireo vaovao Jobily STK Anosivavaka

"...fa hoy Izy: "Izaho tsy handao anao mihitsy na hahafoy anao akory"Hebreo 13 : 5b
13/06/2026

"...fa hoy Izy: "Izaho tsy handao anao mihitsy na hahafoy anao akory"
Hebreo 13 : 5b

Fiadanana ho antsika rehetra๐Ÿ™
11/06/2026

Fiadanana ho antsika rehetra๐Ÿ™

09/06/2026

Finaritra, tafatafa Stk Fjkm Anosivavaka Mpikambana iray monina any ampitan-dranomasina any no andeha harahantsika indray e! Tahiana L'Hostis

08/06/2026

"Tsy voavaly" , hira hitantsika tao amin'ilay rakin-tsarin'ny Stk Fjkm Anosivavaka mitondra ny lohateny hoe: "Indro Jesoa", araho finaritra ary e!
Soraty ao amin'ny "commentaire" izay olona fantatrao ao e!๐Ÿ˜

05/06/2026

Finaritra ๐Ÿ‘‹, i zoky Alain indray no iaraka hitafatafa amintsika anio, iza no mbola tsy mahafantatra azy?, araho ary e!Stk Fjkm Anosivavaka Anosivavaka

Alain Joe

01/06/2026

Ny Tafika Masina mandritry ny herinandro no anisany Asa lehibe izay ataon'ny Stk Fjkm Anosivavaka isan-taona hatramin'izay, fa inona tokoa moa ny zavatra atao any amin'ny Tafika Masina?
Anisany ireto voalaza amin'ity tafatafa iarahantsika amin'i Nandrianina ireto.

30/05/2026

Amin'izao Fetin'ny Reny izao dia miarahaba anareo Reny rehetra ny Stk Fjkm Anosivavaka indro Tononkalo iray no atolotra hoanareo izay nosoratan'i Saikaizako (Jean Rakotomalala), Tahian i Jesoa i Neny

" ๐‘€๐‘๐‘Ž โ„Ž๐‘œ ๐‘–๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘–โ„Ž๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘–๐‘ง๐‘ฆ ๐‘Ÿ๐‘’โ„Ž๐‘’๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž, ๐ด๐‘Ÿ๐‘ฆ โ„Ž๐‘–๐‘ก๐‘Ž๐‘›'๐ด๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘–๐‘Ž๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘“๐‘Ž ๐‘ก๐‘ ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ" ๐ฝ๐‘Ž๐‘œ๐‘›๐‘Ž 17:21๐‘Ž-๐บ๐‘’๐‘›๐‘’๐‘ ๐‘–๐‘ ๐‘ฆ1:10๐‘Finaritra ry havana, ...
30/05/2026

" ๐‘€๐‘๐‘Ž โ„Ž๐‘œ ๐‘–๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘–โ„Ž๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘–๐‘ง๐‘ฆ ๐‘Ÿ๐‘’โ„Ž๐‘’๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž, ๐ด๐‘Ÿ๐‘ฆ โ„Ž๐‘–๐‘ก๐‘Ž๐‘›'๐ด๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘–๐‘Ž๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘“๐‘Ž ๐‘ก๐‘ ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ" ๐ฝ๐‘Ž๐‘œ๐‘›๐‘Ž 17:21๐‘Ž-๐บ๐‘’๐‘›๐‘’๐‘ ๐‘–๐‘ ๐‘ฆ1:10๐‘
Finaritra ry havana, manoloana ireo Asa izay ๐—ง๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—บ-๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ผn'izao ๐—๐—ผ๐—ฏ๐—ถ๐—น๐˜† faha 50 taonan'ny Stk Fjkm Anosivavaka izao, ny ๐—ž๐—ผ๐—บ๐—ถ๐˜๐˜† dia manasa antsika rehetra mba handray anjara amin'ny ๐—ฆ๐—”๐—ž๐—”๐—™๐—ข๐— -๐—ฃ๐—œ๐—™๐—”๐—Ÿ๐—œ๐—”๐—ก๐—” izay karakarain'izy ireo.
Izany dia hoatao eny amin'ny espace ๐—ฌ๐—”๐—ก๐——๐—ฌ ๐—•๐—ฌ ๐—ฃ๐—”๐—ฆ๐—ฆ ny ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฑ๐˜† 21 ๐—ท๐—ผ๐—ป๐—ฎ 2026 amin'ny 1ora tolakandro ary jifaina amin'ny vidiny 70.000A Ariary.
Marihina fa hisy ny ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ amin'io fotoana io ary hiangavina izay handeha amin'izany mba hanoratra anarana mialoha mba ho fandaminana.
๐—ก๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ dia azontsika alaina any amin'ny Komity sy ny biraon'ny STK ary eo amin'ny tsenan'ny Jobily isaky ny alahady.
Ho an'Andriamanitra irery ihany Ny Voninahitra.Misaotra tompoko.

Address

Anosivavaka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pejy STK FJKM Anosivavaka ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share