ECAR Anosivavaka

ECAR Anosivavaka ECAR Anosivavaka, Ambohimanarina arovan'ny Anjely Mpiambina

Amin'ny Alahady izao ny Fanilon'i Madagasikara Fivondronana Anosivavaka  no hankalaza ny fetin'i Mb Jeanne d'Arc koa man...
26/05/2026

Amin'ny Alahady izao ny Fanilon'i Madagasikara Fivondronana Anosivavaka no hankalaza ny fetin'i Mb Jeanne d'Arc koa manasa antsika izy ireo hiara-hiombom-bavaka mandritry ny lamasa maraina 🕡6:30
🔥Misy Fanilo ve ao an-tranonareo ??
Mba atsangano ny tanan'izay ao amin'io sary io sady mbola Fanilo hoe✋✋🤳
Mirary soa ho anareo Fanilo ô

Mirary fety sambatra dia hanenika ny fiainantsika mandrakariva anie ny fahasoavan’ny Fanahy Masina
24/05/2026

Mirary fety sambatra dia hanenika ny fiainantsika mandrakariva anie ny fahasoavan’ny Fanahy Masina

eto no hifampizarana amintsika kristianina Anosivavaka ny vaovao tsara ho fantatra rehetra sy ny adidy miandry antsika
29/04/2026

eto no hifampizarana amintsika kristianina Anosivavaka ny vaovao tsara ho fantatra rehetra sy ny adidy miandry antsika

😇
27/04/2026

😇

Address

IVJ 102 Ambohimiadana Avaratra
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ECAR Anosivavaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share