19/08/2026
๐ FIDERANA MANAKA-DANITRA ๐
๐ "Dia hoy Jesoa taminy : Andeha hanaraka Ahy, fa hataoko mpanarato olona ianareo." Matio 4 : 19
๐ค Hiarahana amin'ireo mpanakanto:
โจ Tarika Christophe Ratrema
โจ Gasy Tsara Midera
โจ SLKAF Andravoahangy Fivavahana
Ao anatin'ny fankalazana ny faha-25 Taonan'ny Sampanasa Asa Fitoriana ny Filazantsara (SaAFF) eto amin'ny FJKM Rasalama Manjakaray, dia am-pifaliana no anasanay anao sy ny ankohonanao hanatrika ity fiderana lehibe sy miavaka ity.
๐
Alahady 13 Septambra 2026
๐ Manomboka amin'ny 2 ora tolakandro
๐ ANTSAHAMANITRA
๐ Andao hiara-hanandratra ny anaran'Andriamanitra amin'ny hira sy fiderana, hiaina fotoana feno fifaliana, firaisam-po ary fitahiana miaraka amin'ireo mpanompon'Andriamanitra.
โจ Ny fanatrehanao dia fanohanana lehibe ihany koa ny tetikasan'ny Komitin'ny fankalazana ny faha-25 taonan'ny SaAFF, indrindra amin'ny fanatanterahana ny Tsangambato faha-25 Taona (Sprinter), ho fahatsiarovana sy ho fanohanana ny asa fitoriana ny Filazantsara.
๐ Billet :
๐น Simple : 5.000 Ariary
๐น Fans Zone : 7.000 Ariary
๐น Rรฉservation : 25.000 Ariary
๐ Point de vente (Toerana hahazoana ny billet) :
- FJKM Rasalama Manjakaray
- Ets Aina Soa Ny Avo Manjakaray
- SUPER MUSIC Analakely
โ๏ธ Infoline :
๐ 033 02 102 57
๐ 034 64 366 94
๐ Tongava maro, ary ento miaraka ny fianakavianao, ny namanao ary ny mpiara-mivavaka aminao.
๐ ANTSAHAMANITRA โ Alahady 13 Septambra 2026, amin'ny 2 ora tolakandro.
๐ Hiara-hidera โข Hiara-hankalaza โข Hiara-hanohana ny asa fitoriana ny Filazantsara!