IMS Madagascar Advantista Fihetseham-Panavaozana

IMS Madagascar Advantista Fihetseham-Panavaozana Jésus lui répondit : Si quelqu'un m'aime, il gardera ma parole, et mon Père l'aimera ...

 fans
08/07/2026

fans

21/06/2026
23/05/2026

Hoan'Andriamanitra irery iany ny Voninahitra 🎉🎉🙏

Hira faneva Tanora

FANTARO NY ANTSO SY NY ANJARASANAO (I Timoty 4:12)

1-Tanora voantso hitory Filazantsara
Manana anjara Asa Masina
Manao fanavaozana izay tsy mba miato
Filamatra tsara tsy mba misy akaso) 2 fois

2-Mavitrika sy mafana fo hatrany
Zatovo mahery vonon-kiasa ho any
Mandresy tontolo sy ireo zava-misy
(Mitory hafa-pamonjena ho an’ ny vitsy) 2 fois

3-Tanora izay vonona sy vanona
Mamaky Baiboly, votom-bavaka
Amin’ ny finoana mijoro ho mahatoky
(Na fanenjehana aza mitoloky) 2 fois

4-Toy an’ i Timoty no modely ho antsika
Tanora mahery fo ny filazantsara
Aoka hijoro sy hiasa mafy isika
(Hanazava ity nosintsika ) 2 fois

Réfrain: Aoka ho sahy sy mamiratra
Fahazavana eto an-tany.
Fantaro ny antsonao sy ny anjarasanao
(Tanora IMS manavao) 3 fois

KONGRESY NY TANORA IMS FOULPOINT 22-25 MAI 2026
A/C: Romeo Eric RABEJOHARY

fans

 fans Kongresin'ny Tanora 2026- Foulpointe
23/05/2026

fans Kongresin'ny Tanora 2026- Foulpointe

Mahafinaritra manao ny asan'Andriamanitra ❤️ fans
15/02/2026

Mahafinaritra manao ny asan'Andriamanitra ❤️

fans

✨ 15 Febroary 2026 ✨⛪ Fiangonana IMS, Adventiste Mitandrina ny Andro faha-7 Fihetseham-panavaozana ao Fianarantsoa.Andro...
15/02/2026

✨ 15 Febroary 2026 ✨

⛪ Fiangonana IMS, Adventiste Mitandrina ny Andro faha-7 Fihetseham-panavaozana ao Fianarantsoa.

Andro feno fahasoavana 🙏🌊 Tanora vehivavy roa no nanao safidy masina tamin’ny alalan’ny batisa, nanolo-tena hanaraka an’i Jesosy Kristy amin’ny fo manontolo.

Notanterahin’ny Pasteur Andry Ramavozatovo, filohan'ny saha eto Madagascar 🤍✨

📖 “Koa raha misy olona ao amin’i Kristy, dia olom-baovao izy.” — 2 Korintiana 5:17

fans

Ny Alahady 18 janvier 2026 🎉Nahafinaritra ny fanankatonana ny taom-piasana 2025 ny sampana tanora. Ankasitrahana ny RAD ...
19/01/2026

Ny Alahady 18 janvier 2026

🎉Nahafinaritra ny fanankatonana ny taom-piasana 2025 ny sampana tanora. Ankasitrahana ny RAD Pasteur Ramavozatovo sy Nenikoly Vadiny t@n’ny fandraisana sy fampaherezana ireo Young Messengers.

Ho solidaire atrany ee 🙏

Address

IIF14GH Andraisoro
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IMS Madagascar Advantista Fihetseham-Panavaozana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share