Chosen Vessel

Chosen Vessel Evangelisation,partage, témoignage,louange,adoration,

16/08/2026

Fantatro fa ra izaho
Dia mieno ahy ahy foana Ianao ...

✴️Tsarovy Isanadro fa ny Tombabiby nao Dia tsy miankina @ izay talenta hananao Na ny fahaizanao fa miankina amin'ny hoe ...
06/06/2026

✴️Tsarovy Isanadro fa ny Tombabiby nao Dia tsy miankina @ izay talenta hananao Na ny fahaizanao fa miankina amin'ny hoe : Tanan'IZA ilay mihazona anao 🫴 ...

Fa hoy Jesosy : ... ary tsy hisy handrombaka azy @ Tanako 🙏🙏🙏( Jaona 10: 28 )

Noho izany mianara miankina @ Jesosy Isanadro , hatsarao ny fifandraisanao Sy ny fiainam-bavakao @ Jesosy 🙏🔥🔥

✴️Salamo 71 : 7 Tonga toa zava-mahagaga eo imason'ny maro aho , nefa Hianao no fiarovana mafy ho ahy .

👉Tsy hoe tsy hisy ny olana Sy ny fanamby , fa aza atao manakana anao tsy hivavaka Sy hifandray am Jesosy izany rehetra izany , Dia ho hitanao fa omeny Tompo fahasoavana hiakatra ahaavo ambony ( mitombo Tombabidy ) Ianao Ary izay nampitomany anao androany ho lasa témoignages nao rampitso 🙏 .
Tahiana manokana ianao 🙏

Fanaka voafidy haneo Voninahitra Ianao 🔥😇


05/05/2026

Romana 1:16
Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin'Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany 🔥🔥🔥



30/03/2026

🔥🔥🔥🙏

28/03/2026

Mamy ny Fitiavanao ahy 🙏🥰🔥🔥🔥hafa kely 🥰

Shalom 🙏Ho anao izay mandalo ady Na olana Na fanamby sns... Nefa maniry hoetina ambavaka Dia midira Mp fa anampy anao iz...
26/03/2026

Shalom 🙏
Ho anao izay mandalo ady Na olana Na fanamby sns... Nefa maniry hoetina ambavaka Dia midira Mp fa anampy anao izahay sady hivavaka ho anao .
Jakoba 5 : 14 - 16 ...

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chosen Vessel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share