Luxa Apiculture

Luxa Apiculture Apiculture de loisir et professionelle

Raha misy ny enfumoir kely dia ity no tena kely!Tsy amidy!
27/08/2026

Raha misy ny enfumoir kely dia ity no tena kely!

Tsy amidy!

Efa tonga ny apistan 18500ar ny singany iray Hita ao amin'ny Cenam 67 ha pavillon numéro 31 !Efa maro no nanao commande ...
23/08/2026

Efa tonga ny apistan

18500ar ny singany iray

Hita ao amin'ny Cenam 67 ha pavillon numéro 31 !

Efa maro no nanao commande fa aza tara

CASSETTE A MIELCadre kely izay matetitka vita amin'ny plastique apetraka anaty cadre lehibe ao amin'ny tovana mba anaova...
23/08/2026

CASSETTE A MIEL

Cadre kely izay matetitka vita amin'ny plastique apetraka anaty cadre lehibe ao amin'ny tovana mba anaovan'ny tantely mamin-tantely!.

Tombony : Ahafahana mivarotra mamin-tantely miaraka amin'ny papiny

Miaro ny mamin-tantely ny cadre kely mandritra ny fitondrana azy

Tsy mila mampiasa centrifuseuse intsony

Lanjan'ny vokatra azo : 250 Grs na 500 Grs

Hita ao amin'ny Cenam 67Ha, pavillon 31 na ao amin'ny Luxa apiculture Moramanga
Afaka manatitra na mandefa any amin'ny faritra

Ruchette APIDEAIzy io dia tranon-tantely kely famokarana mpanjaka vita amin'ny polystyrène. Cadron no anaran'ilay cadre ...
21/08/2026

Ruchette APIDEA

Izy io dia tranon-tantely kely famokarana mpanjaka vita amin'ny polystyrène. Cadron no anaran'ilay cadre kely ao anatiny izay mitovitovy amin'ny cassette à miel

Tombony : Miaro ny mpanjaka sy ny zanany amin'ny hatsiaka

Mora hoentina sy mitsitsy toerana!

Pelle grattoir "Fitaovana fanadiovana tohotra sy fanalana savoka"Vidiny: 25 000ArHita ao amin'ny Cenam 67Ha, Pavillon 31...
20/08/2026

Pelle grattoir "Fitaovana fanadiovana tohotra sy fanalana savoka"

Vidiny: 25 000Ar

Hita ao amin'ny Cenam 67Ha, Pavillon 31 na ao amin'ny Luxa apiculture Moramanga

Afaka manatitra na mandefa any amin'ny faritra

Promotor L-Apis " fanampin-tsakafo ho an'ny tantely Vidiny : 30000ar ny flacon Hita ao amin'ny Cenam 67 ha pavillon numé...
19/08/2026

Promotor L-Apis " fanampin-tsakafo ho an'ny tantely

Vidiny : 30000ar ny flacon

Hita ao amin'ny Cenam 67 ha pavillon numéro 31 na ao amin'ny Luxa apiculture Moramanga

Afaka manatitra na mandefa any amin'ny faritra

19/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Hboy Ranaivoson, AndryLalaina Ramiaramanana, Laha Managnasy Razafindravala, Lucile Razafimpamoa, Mety Aminao, INjaka Renaud, Wilson Dënįõ, Patric Le Routier, Kacy Razafimahery, Añgelïco Lëzãr, Eudese Joselin, Koto Jean, Répétitrice Annie Ras, Namana Honore, Henri Jean, Thahinjahari Sthivanio, Vimal Sakter, NY Tompony Mba Tia, Razafinimaro Etienne, Jean Juve Tiandrazana

15/08/2026

Toy izao ny fahazotoan'ny ouvrières mihinana ny Promotor L Apis

15/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ianjarizaka Arsaim Trust Andrianasolo, Robert-thinot Randria, Tahina Bricot, Josilene Norodine Josilene, Erick RJ, Hamba Pns, Lisy Rakotoarison, Tojoniaina Farah, Nassera Aly Nassera, Jacketa Barman, Sitraka Loan, Eugène Voadinjanahary, Ranjakasoa RH, Ndrema Rakotofiringa, Tsiky Manankasina, Voahangy Rakotou, Alvaro Sanchez Ny Aina, Alayah Honorette, Kouragna Marina, 艾颖, Diarimanana Laza, Tahinjanahary Fitia, Aicha Nomenjanahary, Anjara Andrian

Ho an'ireo tia mampiasa méthode Alley rehefa mamokatra mpanjaka ! Ity ilay fitaovana !
13/08/2026

Ho an'ireo tia mampiasa méthode Alley rehefa mamokatra mpanjaka !

Ity ilay fitaovana !

Address

Cenam 67Ha, Pavillon N°31
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Luxa Apiculture posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Luxa Apiculture:

Shortcuts

Share