11/08/2026
📢 AO ABY VEE ? ANDAO INDRAY ARY EE 📢
✨Asaina am-pitiavana indray isika rehetra hiara-manohana ireo Raiamandreny Katekista eto amin'ny FLM Ambolokandrina - Ankatso, amin'ity hetsika tena hiavaka loatra ity 🙏:
🔥🎹🎼🎤 KEROBIMA ANKATSO 🎤🎼🎹🔥
💢💢🎵🎶 En GRAND CONCERT 🎶🎵💢💢
📌 Ny Alahady 1️⃣6️⃣ Aogositra 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣
🕝 Amin'ny 0️⃣2️⃣ ora sy sasany tolakandro
💒 Ao amin'ny FLM AMBOLOKANDRINA
✨ Tongava maro ary, fa sady hiara-manandratra fiderana tena miavaka isika, no hiara-manohana ny asan'Andriamanitra rahateo✨
🎵 ZAHAY EFA PARÉ, IANAREO HO AFA-PO 🎵