Jesosy Mpamonjy Ankadivory Ambohimalaza Miray

Jesosy Mpamonjy Ankadivory Ambohimalaza Miray Église évangélique

Famintinana an-tsary ny famaranana ny fitoriana ny filazantsara lehibe natao teto amin'ny Fiangonana androany 07 juillet...
07/07/2024

Famintinana an-tsary ny famaranana ny fitoriana ny filazantsara lehibe natao teto amin'ny Fiangonana androany
07 juillet 2024

Aminy Zoma , Asabotsy Ary Alahady izao ilay fotoana , Tongava maro ,🙏🏽
01/07/2024

Aminy Zoma , Asabotsy Ary Alahady izao ilay fotoana ,
Tongava maro ,🙏🏽

23/05/2024
Fankalazana ny Noely anio 25/12/23 Isaorana Andriamanitra fa tena niseho ny voninahiny androany
25/12/2023

Fankalazana ny Noely anio 25/12/23
Isaorana Andriamanitra fa tena niseho ny voninahiny androany

Tontosa soamantsara ny Alahady 11 jona lasa teo ny fifidianana ny Filohan'ny Biraon'ny Fiangonana sy ireo mpiara miasa a...
13/06/2023

Tontosa soamantsara ny Alahady 11 jona lasa teo ny fifidianana ny Filohan'ny Biraon'ny Fiangonana sy ireo mpiara miasa aminy ato amin'ny Jesosy Mpamonjy Ankadivory Ambohimalaza Miray.

Toy izao ny vokampifidianana:

✴️Président : RAKOTOZAFY André Maurice
✴️1er Vice- Président: RAHERIJAONA Tiana Christian
✴️2ème Vice- Président: RAKOTONIAINA Daniel
✴️ Conseillers:
- RATOVOARISON Rijasoa Ezéchiel
- RAKOTONDRAZAKA Dieudonné Alexandre
- RAZAFIMAHATRATRA Paul André
- ANDRIANAIVO Ernest

Ireto kosa ny équipe miaraka amin'izy ireo:

❇️Trésorier : RATOVOARISON Hantamalala Eugénie
❇️ Secrétaire Trésorier : ANDRIANANTENAINA Lova Tiana
❇️Commissaire aux comptes: RAMAROSON Hanta
❇️Commissaire aux comptes : RAKOTONIAINA Claude
❇️ Secrétaire : RATOVOARISON Mioratiana Princia
❇️Secrétaire : RAHERIJAONA Tolotrin'ny Avo Sandy

Hoy Ny filohan'ny voamieran'ny fifidianana RATOVOARISON Herinjaka Jeannot sy ny équipe niaraka taminy.

Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra 🙏

Fifidianana filoha sy mambran'ny biraon'ny Fiangonana Jesosy Mpamonjy Ankadivory Ambohimalaza Miray ny Alahady 11 Jona 2...
10/06/2023

Fifidianana filoha sy mambran'ny biraon'ny Fiangonana Jesosy Mpamonjy Ankadivory Ambohimalaza Miray ny Alahady 11 Jona 2023 hoavy izao.

Anio Alahady 4 jona 2023, andro fankalazana ny FETIN'NY RENY,  dia fifaliana ho an'ny mpino avy eto amin'ny fiangonana A...
04/06/2023

Anio Alahady 4 jona 2023, andro fankalazana ny FETIN'NY RENY, dia fifaliana ho an'ny mpino avy eto amin'ny fiangonana Ankadivory sy ny zana-mpiangonana Ambohiboahangy, Andranosoa, Antanetibe Ikanja sy Tsarahasina, no niarahaba an'i MADAME PASTEUR sy ireo VEHIVAVY MPIKAMBANA ao amin'ny biraon'ny Fiangonana.

🌼🌹🌼🌹🌼🌹🌼🌹🌼🌹🌼🌹🌼🌹
Andriamanitra manankarem-pahasohavana anie hitahy sy hiaro azy ireo lalandava.

Pantakosta 2023 teto amin'ny Fiangonana Jesosy Mpamonjy Ankadivory Ambohimalaza. 🎀Andro lehibe nanomezan'Andriamanitra n...
28/05/2023

Pantakosta 2023 teto amin'ny Fiangonana Jesosy Mpamonjy Ankadivory Ambohimalaza.

🎀Andro lehibe nanomezan'Andriamanitra ny Fanahy Masina
🎀 Batisa an'izy 9 mianadahy mianaka
🎀Fanoloran-jaza

Nitondra ny hafatra: Pasteur Niry

1 Jaona 2:6 ⏩ Mila mandeha amin'ny lalana izay nalehan'ny Tompo isika

Lioka 2: 21-22 ⏩ Natolotry ny rainy ho an'ny Tompo i Jesosy fony izy mbola kely.

Matio 3: 13-17 ⏩ Nanantona an'i Jaona i Jesosy rehefa lehibe mba ho hataony Batisa. Nirotsaka ny Fanahy Masina

(Alahady 28 Mey 2023)

Alahady 21 Mey 2023Famaranana ny IRAY VOLAN'NY                 🎀 VEHIVAVY LEHIBE 🎀Isaorana izy ireo nanolotra vavaka ho ...
21/05/2023

Alahady 21 Mey 2023

Famaranana ny IRAY VOLAN'NY

🎀 VEHIVAVY LEHIBE 🎀

Isaorana izy ireo nanolotra vavaka ho an'ny:
- Renim-pianankaviana
- Raim-pianakaviana
- Tanora
- Ankizy
- Fiangonana

Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra
🍁🪷🍁🪷🍁🪷🍁🪷🍁🪷🍁🪷🍁🪷🍁

🕊️🔥PANTEKOSTA 2023🔥🕊️✴️Lazaiko aminareo fa hisy FIFALIANA toy izany any an-danitra ny amin'ny mpanota iray izay MIBEBAKA...
16/05/2023

🕊️🔥PANTEKOSTA 2023🔥🕊️

✴️Lazaiko aminareo fa hisy FIFALIANA toy izany any an-danitra ny amin'ny mpanota iray izay MIBEBAKA. Lioka 15:7a

✴️Avelao ny ZAZA hanantona Ahy ,ary aza raràna; fa an'ny toa azy ny FANJAKAN'ANDRIAMANITRA. Marka 10:24

🙏 Manantena ny fahatongavanao sy ny fitrotronao am-bavaka ny fotoana 🙏

Address

Ankadivory Ambohimalaza Miray
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jesosy Mpamonjy Ankadivory Ambohimalaza Miray posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share