Ar'Eko

Ar'Eko Revendeur agréé ADES ! Achetez nos charbons écologique et nos allumes-feu pour une consommation responsable !

🔥 FIHENAM-BIDY LEHIBE  ! 🔥❤️ Ar’Eko dia tsy mitsahatra manome fahafaham-po ny mpanjifa !Ity indray ny FIHENAM-BIDY manar...
14/08/2026

🔥 FIHENAM-BIDY LEHIBE ! 🔥

❤️ Ar’Eko dia tsy mitsahatra manome fahafaham-po ny mpanjifa !

Ity indray ny FIHENAM-BIDY manaraka ho antsika, koa aza tara fa manam-petra ny tolotra !

🍳 TOLOTRA HO AN’NY LAKOZIA, VIDINY MIRARY !

🥇 TOLOTRA 1 = 20 000 Ar (modely tokana):
Tablier 1, Fandrehetana afo 30 isa, 🎁 Arina ekolojika MAIMAIM-POANA

🥈 TOLOTRA 2 = 40 000 Ar (modely vitsivitsy):
Aron’akanjo (tablier)1, Kitapo fitehirizana m**o 1, Fasiana briquet 1, Fonon-tanana 2, Fibatam-bilany 2, 🎁 Fandrehetana afo 10 isa MAIMAIM-POANA

💥 Tolotra ilaina, mora ampiasaina ary natao hanamora ny fiainana ao an-dakozia !

📞 Famandrihana : 034 92 696 22 na MP
📦 Fanaterana manerana ny Nosy

━━━━━━━━━━━━━━━━━━

🔥 GRANDE PROMOTION ! 🔥

❤️ Ar’Eko ne cesse de satisfaire les clients !

Découvrez notre nouvelle PROMOTION et profitez-en dès maintenant !

🍳 PACK CUISINE À PETIT PRIX !

🥇 PACK 1 = 20 000 Ar (modèle unique):
1 tablier, allume-feu 30 pièces ,🎁 Charbon écologique OFFERT

🥈 PACK 2 = 40 000 Ar (quelques modèles disponibles):
1 tablier, 1 sac à pain, 1 porte-briquet, 1 paire de gants, 1 paire de maniques, 🎁 Allume-feu 10 pièces OFFERT

💥 Des packs pratiques, utiles et accessibles pour votre cuisine !

📞 Commande : 034 92 696 22 ou par MP

📦 Livraison partout à Madagascar

🔥 VENTE FLASH – Ar’Eko 🔥 📢Mitady fitaovana an-dakozia tsara kalitao sy mora vidy ve ianao? 😍👉 Manana ireto tolotra manar...
08/08/2026

🔥 VENTE FLASH – Ar’Eko 🔥

📢Mitady fitaovana an-dakozia tsara kalitao sy mora vidy ve ianao? 😍
👉 Manana ireto tolotra manaraka ireto izahay, Araraoty fa mandalo ihany ny tolotra: 👇

1) Pack Fatana ADES Kitay PM Garantie 3 taona: 19 900 Ar
Fatana kitay PM+ Fandrehetana afo 30 isa+🎁kadoa Fibatana vilany

2) Fatana ADES charbon GM (OLI 60C) Garantie 3 taona: 96 000 Ar
Fatana GM + karakara tanimanga 2

3) Pack Tablier: 18 800Ar
Tablier + Manique (Fibana vilany)+Porte briquet +🎁 kadoa Fandrehetana afo

4) Pack tablier complet : 65 000Ar et 75 000Ar
Tablier + Torchon + Manique + Gants + Porte briquet + Sac à pain + Set de table 6 pièces

📦 Livraison partout à Antananarivo

Midira MP haingana na antsoy ny laharana 034 92 696 22/ 032 56 579 46
WhatsApp: 032 56 579 46

30/07/2026
✨ FISAORANA SY TOHIN'NY TOLOTRA ! ✨Miarahaba antsika rehetra! 👉Fisaorana lehibe no atolotray Ar'Eko ho an'ny mpikarakara...
29/07/2026

✨ FISAORANA SY TOHIN'NY TOLOTRA ! ✨

Miarahaba antsika rehetra!

👉Fisaorana lehibe no atolotray Ar'Eko ho an'ny mpikarakara nahatontosa iny Foire TRANO andiany faha 5 iny (Alakamisy 23 - Alahady 26 Jolay) ary indrindra ho anareo mpitsidika maro tonga nanohana, nividy, ary nifanakalo hevitra taminay! Tena nahafinaritra sy nahomby ny fiarahana tamintsika rehetra. Mankasitraka indrindra.❤️

👉 Mbola misy ny vaovao tsara! Satria maro ireo tsy afaka niala tamin'ny raharahany nefa te hisitraka ny tolotra, ary ao koa ireo mbola te-hanampy ny efa azony, dia NOTOHIZANAY ireto fihenam-bidy hita amin'ny sary ireto:
🟢 Fatana ADES charbon PM (OLIC 28) + Cadeau Allume feu = 20 000 Ar fotsiny
📦 PACK FATANA feno be = 30 000 Ar ihany (Fatana + karakara tanimanga 2 + karakara vy + Charbon écologique 1kg + Allume feu 30 isa + Fibatana vilany).
PACK kOJAKOJAN-DAKOZIA = 18 800 Ar monja (Tablier + Fibatana vilany + Porte briquet)

👉AFAKA MANAO LIVRAISON HATRANY IZAHAY!

📩 Raha hanafatra na hifandray aminay:
📞 Téléphone: 034 92 696 22 / 032 56 579 46
WhatsApp: 032 56 579 46
📧 Email: [email protected]
Na mandefa Message Mp mivantana eto amin'ny pejy.

🍳 NY REHETRA ILAINAO AO AN-DAKOZIA 🍳🎁 Afaka atao fanomezana tsara tarehy koa!💎 Kalitao tsara • 💰 Vidiny mirary • ⏳ Vokat...
22/07/2026

🍳 NY REHETRA ILAINAO AO AN-DAKOZIA 🍳
🎁 Afaka atao fanomezana tsara tarehy koa!💎 Kalitao tsara • 💰 Vidiny mirary • ⏳ Vokatra maharitra🤔

📌Ar'Eko, mpiara-miombon'antoka aminao amin'ny lakozia madio, mitsitsy ary manara-penitra dia mampahafantatra fa mandray anjara amin'ny Foire TRANO izahay manomboka ny Alakamisy faha 23 Jolay ka hatramin'ny Alahady 26 Jolay ho avy izao📍 Eny amin'ny Kianjan'ny Barea Mahamasina🎉

✨Te hahandro mora, madio ary mitsitsy ve ianao?✨
Tongava mitsidika eo amin'ny Stand S39 fa hahita vokatra manamora ny fiainanao isan'andro ianao:🔥
1. FATANA ADES CHARBON📉 Mitsitsy charbon hatramin'ny 50%🛡️ Misy Garantie 3 taona be izao🌱
2. CHARBON ECOLOGIQUE (Arina ekolojika)⚡ Mora mirehitra💨⏱️ Maharitra 🎽 Tsy mandoto 👃
3. FANDREHETANA AFO EKOLOJIKA (Allume-feu)⚡ Mora mirehitra tsara💨 Tsy manetroka be👃 Tsy mam**ona be⏱️ Maharitra 8 minitra ny singany iray🎽
4. KOJAKOJAN-DAKOZIA (Lingerie de cuisine)🔹 Tablier🔹 Manique (Fibatana vilany)🔹 Porte briquet🧵sns.... Vita amin'ny lamba matelassé matevina, miaro amin'ny hafanana sy ny loto!🚨

🏢 Tongava daholo fa maro ny tolotra miavaka ho hitanao any ankoatra ireto amin'ny sary ireto !

Afaka manao livraison hatrany izahay raha hanafatra ianao.

😎😎Ny Areko dia faly miarahaba ireo ray rehetra amin'izao fetin'izy ireo izao 🥰😘💪💪💪
21/06/2026

😎😎Ny Areko dia faly miarahaba ireo ray rehetra amin'izao fetin'izy ireo izao 🥰😘💪💪💪

🥳🥳Miarahaba ireo reny rehetra amin'izao fetin'izy ireo izao💕💕😊😊Ho an'ireo izay tsy mbola nahazo fanomezana ho an'i mama,...
31/05/2026

🥳🥳Miarahaba ireo reny rehetra amin'izao fetin'izy ireo izao💕💕

😊😊Ho an'ireo izay tsy mbola nahazo fanomezana ho an'i mama, eny amin'ny mbola misy an'ilay ary ho toloranay 🎁🎁🎁 izay manjifa androany 😉😉

🎁🎁Tolory fanomezana  tsara kalitao sy tena ilainy amin'ny fiainana andavanandro ny renin-tsika💑👩‍❤️‍👨 amin'izao fetiny i...
26/05/2026

🎁🎁Tolory fanomezana tsara kalitao sy tena ilainy amin'ny fiainana andavanandro ny renin-tsika💑👩‍❤️‍👨 amin'izao fetiny izao💕💕

🧑‍🍳Tablier de cuisine
🍽️Set de table 6 places
🥊Gant de cuisine
🧤Manique de cuisine (fibatana vilany)
🥖Sac à pain
💭Torchon
🔥Porte briquet

👉 Vita avy amin'ny lamba, mateza ary mora sasana

✉️✉️ MP na WhatsApp +261 32 56 579 46 Raha anjifa
🛵🛵 Livraison possible

N'y Ar'Eko dia mapahafantara antsika mpanjifa sy mpanaraka ny pejy fa izahay dia mandray anjara amin'ny FEPA andihany fa...
26/05/2026

N'y Ar'Eko dia mapahafantara antsika mpanjifa sy mpanaraka ny pejy fa izahay dia mandray anjara amin'ny FEPA andihany faha 18 izay atao eny amin'ny Malagasy Professionnels de l’Elevage - MPE Nanisana ny 28, 29, 30, 31 mai ho avy izao

Ho hitantsika eny avokoa ireo vokatra efa nahafanarantsika ny Ar'Eko hatramin'izay sy ireo vokatra vaovao, koa tongava maro eee

23/05/2026

Address

Ambohidrapeto
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ar'Eko posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share