Fanohanana ny FJKM Andramy : fanarenana/fanorenana

Fanohanana ny FJKM Andramy : fanarenana/fanorenana FANOHANA NY FJKM ANDRAMY MAEVATANANA (Fanorenana/Fanarenana)

10/06/2025
Finaritra.Te-hampahatsiahy manokana ny Fitondrana am-bavaka an'ity tetik'asa fanorenam-piangonana ity aho ry havako.Mane...
29/06/2022

Finaritra.
Te-hampahatsiahy manokana ny Fitondrana am-bavaka an'ity tetik'asa fanorenam-piangonana ity aho ry havako.
Manentana ireo mpikambana vao tonga ihany koa mba hamaky hatrany am-piandohana ireo ranty (publications) rehetra mba hahitanareo ny zotran'ny asa (raha azo atao)
Samia tahin'Andriamanitra !

Fiadanana ho aminareo.Manasa anao handray anjara an-tsitrapo @ fanarenana/Fanorenana ny FJKM ANDRAMY (Maevatanana).Ny er...
04/10/2021

Fiadanana ho aminareo.
Manasa anao handray anjara an-tsitrapo @ fanarenana/Fanorenana ny FJKM ANDRAMY (Maevatanana).
Ny erikerika mahatondra-drano avy amintsika hetsehin'ny Fanahy Masina no kasaina hanehoana ny Voninahitr'Andriamanitra @ fanamboarana io TranoNY io.
Ny FJKM ANDRAMY dia Vondron'Olona Miara-Mivavaka (VOMM-FJKM) misy mpino manodidina ny 30 eo ho eo.
Trano fotodrafitr'asa sy trano fanahy no haorina/harenina.
Koa manantena anao hampiasa ny fanomezam-pahasoavana natolotry ny Tompo.

Raha hanohana ara-bola:
Mvola: 0342491604
OrangeMoney: 0328329432
AirtelMoney : 0334548282
BOA : 00009 03800 20870950005 96

Raha misy tolo-kevitra na mila fanazavana fanampiny dia mandefasa hafatra miafina (mp) na miantso ny 0330191929-0324010742-0348712707 (Pst Heby) na 0348520309 (Pst Mirana)

Ho tahin'Andriamanitra.

Pasteur Heby ANDRIAMAMPIELY

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261348712707

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanohanana ny FJKM Andramy : fanarenana/fanorenana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Fanohanana ny FJKM Andramy : fanarenana/fanorenana:

Share