Ambassadeurs Du Christ Manjakaray

Ambassadeurs Du Christ Manjakaray Fampaerezana

01/01/2026
🎂💥💥 🎂Miarahaba anao izahay RAIAMANDRENY PASTEUR RANDRIANASOLO EDMOND RICHARD , noho ny fahasoavana lehibe azonao , ka na...
22/11/2025

🎂💥💥 🎂

Miarahaba anao izahay RAIAMANDRENY PASTEUR RANDRIANASOLO EDMOND RICHARD , noho ny fahasoavana lehibe azonao , ka nahatratraranao ny fetinao anio !
Jesosy Ilay nifidy anao , ka nanendry anao anie , hampamirapiratra ny tavany aminao sy ny ankohonanao mandrakariva ! 🙏🙏

28/05/2025
❣️ Mamy ny fanatrehan'Andriamanitra ❣️ 🎉Jesosy irery ihany no deraina 🎉🙏Jesosy irery ihany no iankohofanay🥳🥳Ho Azy irery...
29/03/2025

❣️ Mamy ny fanatrehan'Andriamanitra ❣️
🎉Jesosy irery ihany no deraina 🎉
🙏Jesosy irery ihany no iankohofanay🥳🥳
Ho Azy irery ihany ny voninahitra mandrakizay 🙏Amen

28/03/2025

Aza adino rapitso ny fotoanatsika a 🎉🎉🥳
🍬Mamy ny fanatrehan'Andriamanitra ❣️

23/03/2025

🙏🙏FIDERANA sy FIANKOHOFANA 🙏🙏
hanasana anao tanora zanaky ny fiangonana Ambassadeurs du Christ Manjakaray 😍
👉👉29MARS 2025 tolakandro 👈👈

📜📜 izao rehetra izao hidera an'Andriamanitra # Haleloia. Miderà an'i Jehovah, ry any an-danitra; Miderà Azy any ambony. Miderà Azy, ry anjeliny rehetra; Miderà Azy, ry miaramilany rehetra....
Na ny zatovolahy, na ny zatovovavy, Na ny antitra, na ny tanora, Samia midera ny anaran'i Jehovah avokoa, Fa ny anarany ihany no misandratra; Ambonin'ny tany sy ny lanitra ny voninahiny. — Salamo 148 : 1- 12 - 13🎉🎉
Tongava maro

🍬Mamy ny fanatrehan'Andriamanitra ❣️

Aza adino ity fotoana goavana ity
06/12/2024

Aza adino ity fotoana goavana ity

🎂🎂 EDMOND RICHARD PASTOR🎂🎂 👉Hitombo Hery👉Hitombo Hosotra👉Hitombo tanjaka👉Hitombo fahasoavana🙏 JESOSY hitoetra ao anatina...
22/11/2024

🎂🎂 EDMOND RICHARD PASTOR🎂🎂
👉Hitombo Hery
👉Hitombo Hosotra
👉Hitombo tanjaka
👉Hitombo fahasoavana
🙏 JESOSY hitoetra ao anatinao mandrakariva , ka hanome fahasambarana feno ho anao

AZA  HADINO  ny  FOTOANANTSIKA  ny  ALAHADY  izao @ 9 ora sy @ 2 ora sy sasany, manana pasteur vahiny isika ny maraina r...
11/10/2024

AZA HADINO ny FOTOANANTSIKA ny ALAHADY izao @ 9 ora sy @ 2 ora sy sasany, manana pasteur vahiny isika ny maraina raha sitrapon' Andriamanitra ka samia mifampilaza tongava soa daholo e

Address

Atsimon'ny Terrain Foot Manjakaray
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ambassadeurs Du Christ Manjakaray posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share