17/08/2026
Romana 8:14
Fa izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra no zanak'Andriamanitra.
Fanasana manokana ho anao ✨🙏🏽
Tongavasoa hiaraka isika handray ny tari-dalan’ny Fanahy Masina eo amin’ny fiainanao
Jesus Life Mission -HQ