Cellule de Prière

Cellule de Prière Jesus Life Mission-HQ

Mandria am-piadanana Pasteur Noro Lucie 😭NY ekipan’ny  JESUS LIFE MISSION dia miara miobom-po amin’ny fianakaviana syny ...
13/06/2026

Mandria am-piadanana Pasteur Noro Lucie 😭

NY ekipan’ny JESUS LIFE MISSION dia miara miobom-po amin’ny fianakaviana syny fiangonana Vavaka sy Fanafahana amin’izao fahalasana ny Reny ara-panahy izao

11/06/2026

LALINA NY FITIAVAN’ANDRIAMANITRA 🥰

TENA TIAN’I JESOSY IANAO 🥰

TEA FITIAVANA MARINA ❤️

09/06/2026

NOHO NY ANTONY MANOKANA DIA TSY MISY LIVE ISIKA IZAO ALINA IZAO

TAHIAN’ANDRIAMANITRA DAHOLO TOMPOKO

08/06/2026

Aza adino ary ny fotoana atsika ny alarobia ho avy izao ✨😊
@ 2 ora tolakandro
Toerana: ESPACE DINA BYPASS

Ndoa hiaraka hanompo an’Andriamanitra 🙏🏽

Fanasana am-pitiavana :ZAVA-DEHIBE NY MANOMPO AN’ANDRIAMANITRA 🙏🏼Exode 23:25 Vous servirez l'Éternel, votre Dieu, et il ...
07/06/2026

Fanasana am-pitiavana :

ZAVA-DEHIBE NY MANOMPO AN’ANDRIAMANITRA 🙏🏼

Exode 23:25
Vous servirez l'Éternel, votre Dieu, et il bénira votre pain et vos eaux, et j'éloignerai la maladie du milieu de toi.
Mercredi 10 Juin 2026
Lieu: ESPACE DINA BYPASS ALASORA ( 14H-16H) ✨

Extrait PRAISE & WORSHIP 🔥🔥🙏🏽Mercredi 03 Juin 2026   Cellule de Prière
03/06/2026

Extrait PRAISE & WORSHIP 🔥🔥🙏🏽
Mercredi 03 Juin 2026


Cellule de Prière

03/06/2026

EFA VITA NY LALANA HANDEHANAN’ANDRIAMANITRA EO AMIN’NY FIAINANAO💪🏻
MIOMÀNA NY HANDRESY

02/06/2026

Address

Route D'Alasora
Antananarivo

Telephone

+261322593697

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cellule de Prière posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share