01/10/2022
Faly miarahaba antsika izay manaraka ny pejy ✋
Manasa anao MBA ho tonga amin'ny fotoan-dehibe antsika isakin'ny alahady manomboka amin'ny 9 ora maraina⌚
Hisy vavaka manokana ho anao izay manana olana sns...
Tongava fa manana vahaolana ho anao ny tompo 👇
Tahiny Jesosy🙏