20/03/2026
Somary manahirana Ilay mandamina zavatra ao anaty sac a dos, poketra , indrindra moa fa Ilay Stylo sy Ilay zavatra majinika ireny misy dia very tsy hita hoe Aiza 🤗
Hialana amin'izay indrindra anefa no ilaina ity trousse Ity lamba soga matevina ary tsy mora simba ❤️
Afaka PERSONALISENA Ihany koa izy ity Asíana anarana , sary , soratra masina ,... ho famantarana sy hampiavaka ny trousse ✨
Maro karazana izy ato Ary tena mora 8000 ar Dia EFA mahazo
📌 VITA MALAGASY ARY TSARA FINITION
Plus d'infos : mp