MIM Zazavavy Maitso FIV ###I

MIM Zazavavy Maitso FIV ###I Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MIM Zazavavy Maitso FIV # # , Tsarahonenana, Antananarivo.

28/06/2023
Lalao, takalo izany no fiainanay
12/06/2022

Lalao, takalo izany no fiainanay

Mahasoa ny fiombonana toy izao🤗
12/06/2022

Mahasoa ny fiombonana toy izao🤗

🎤Hihira ho ANAO🎶🖤
20/03/2022

🎤Hihira ho ANAO🎶🖤

04/02/2022

🏕️🏕️" Ny skoto dia vonona hatrany "📢📢
📌📌Miomana ary aza mety tapohin'ny loza📌📌

🟩 SAINA MAITSO : LOZA FANAIRANA😩
👉Mihaino tsy tapaka ny fampahalalam-baovao 📻
👉Manangona labozia sy pile🪔
👉Atao tsara fahana ny finday📱
👉Hamafisina ny trano🏠
👉Atao akaiky ny fanafody sy ireo taratasy sarobidy💊

🟨 SAINA MAVO : LOZA MANAMBANA😖
👉Tsy miandriaka intsony🌊
👉Afindra toerana azo antoka ny biby fiompy🐷
👉Manangona rano fisotro madio sy sakafo🍱🍶
👉Miala amin'ny faritra iva na ahiahiana 🏝️
👉Mihaino tsy tapaka ny fampahalalam-baovao📻

🟥 SAINA MENA : LOZA MIHATRA😵
👉Tapahana ny herinaratra💡
👉Tsy mivoaka ny trano intsony🏠
👉Mihaino tsy tapaka ny fampahalalam-baovao📻

🟦 SAINA MANGA : MBOLA MILA MAILO😐
👉Mihaino tsy tapaka ny fampahalalam-baovao 📻
👉Tsy mivoaka ny trano raha tsy efa misy filazana fa foana ny loza🏠
👉Rano efa nangotraka no sotroina🍶
👉Tandremana ny tariby mpitondra herinaratra latsaka amin'ny tany🔌

🙏🙏🙏MIVAVAHA KA AZA MITSAHATRA🙏🙏🙏

☎️ BNGRC : 930
☎️ Pompier : 118
(Sary nindramina)

🌲
22/12/2021

🌲

🤍✌️
18/11/2021

🤍✌️

📩Hafatr'izay raim-pianakaviana skoto izay⚜️

🧔Nisy nanontany aho hoe: "Fa maninona ianao no mandany vola sy fotoana ho an'ny fiainana skoton'ny zanakao, amin'ny fikarakarana hetsika sy lasy❓"
NY VALITENIKO TAMIN'IZAY DIA:

Eny, raha ny zavatra ilain'ny zanako dia efa miezaka aho mitady izany mba hahazahoany izay ilainy ary foiko ny vola mba hanaovany fanamiana skoto sy hanatrehany lasy foana. Hainareo hoe fa maninona aho manao izany?
📍Mba hianaran'ny zanako ho tia manara-dalàna.
📍Mba hianaran'ny zanako hikarakara ny vatany sy fanahiny.
📍Mba hankafizany sy hanomezany lanja ny natiora.
📍Mba hianarany hiara-miasa amin'ny hafa fa indrindra mba ho mpiray tarika mendrika.
📍Mba hampivelarany ny fahaizany mamorona.
📍Mba hianarany hiatrika ny fahadisoam-panantenana raha toa ka tsy azony ny zavatra nantenainy, ary hahita ny fanalahidy izy dia ny miasa mafy kokoa.
📍Mba hianarany hanatratra ny tanjony, noho izany dia ho tsapan'ny zanako fa mila fotoana sy ora maro, asa mafy ary fiofanana vao mahazo vokatra tsara, ary ny fahombiazana dia tsy ho tonga ao anatin'ny fotoana fohy.
📍Ho fahafahan'ny zanako hanana namana mendrika mandritra ny androm-piainany.
📍Mba hianarany zavatra hafa fa tsy eo anoloan'ny fahitalavitra foana.
📍Amin'ireny fotoana ireny rehefa miverina reraka be ny zanako ka te haka aina fotsiny fa tsy mieritreritra na manam-potoana ho kamo na zavatra ratsy.
📍Ho an'ny fanabeazana rehetra izay omen'ity hetsika lehibe ity ho azy ireo dia: « ny andraikitra, ny fanoloran-tena, ny firotsahana, ny fahalalam-pomba, ny fanajana, ny fitiavana ny natiora, ny fiaraha-miaina, sy ny sisa...

✅Tsy mandoa saram-pianarana skoto aho satria na ireo mpiandraikitra skoto ireo aza dia efa mpilatsaka an-tsitrapo rahateo, tsy mahazo na dia iraimbilanja izy ireo amin’ny fanomezana ny fotoany sy ny fahaizany mamorona ary ny fizarany fahalalana, mainka fa ny fitiavana sy ny faharetany.

🙏Misaotra anareo amin'ny fahafahana omen'ny hetsiky ny skoto anareo mba hampivelatra toetra sy fahaiza-manao izay hahasoa anareo.

✍️Mi-tily Soratra|Mampita Iorenana

Indro ekeko Raiko o! ny hanompo Anao mandrakizayNy heriko,ny tenako foiko ho Anao ry Ray Mpiahy...
02/09/2021

Indro ekeko Raiko o! ny hanompo Anao mandrakizay
Ny heriko,ny tenako foiko ho Anao ry Ray Mpiahy...

🥰💚
08/08/2021

🥰💚

S= ...
22/04/2021

S= ...

🍴🍚🍲👏
22/04/2021

🍴🍚🍲👏

Fiainam-pifaliana ao anaty fitsikiana💞
22/04/2021

Fiainam-pifaliana ao anaty fitsikiana💞

Address

Tsarahonenana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MIM Zazavavy Maitso FIV ###I posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share