Groupe TVA

Groupe TVA Evangelion

AGAPE AMBOHIPO WhatsApp 0345280838
30/04/2026

AGAPE AMBOHIPO
WhatsApp 0345280838

29/04/2026
28/04/2026

Sambatra aho Jeso, sambatra aho miaraka aminao

28/04/2026

Groupe TVA midera an'i Jesosy. Izy no natoizao anay, andao hiaraka aminay idera an'i Jesosy.
Tel ou whatsapp 034 52 808 38

28/04/2026

Manatitra saotra ny novimbininao
Fa mendrika loatra
Mendrika hoderaina Ianao
Tonga aho handihy fa nambininao
Ity hirako ity, handihizako ho Anao

Izaho hidera Anao, hankalaza Anao
Handihy toy ny tsy misy mahita anie aho
Handihy very anatin'ny Fitiavanao
Hidera Anao, Hankalaza Anao
Zaho efa nahita hoe Iza Ianao
Tsy misy mahavita izay vitanao

Na eny ambony tafo-trano
Na eny amin'ny hamo amin-jery
Na eny amin'ny elakela-trano
Handihy aho na misy na tsisy mpijery
Ho an'Andriamanitro
Lay Mpiady mahery hifikirako
Ho anao ry Ilay Tsi-toha
Ianao ilay heriko sy hirako

Ny mpiady sy ny soavaliny e
Rakotra tamin'ny halalin'ny e
Nihevitra fa mafy be
Nanam-patra ny heriny e
Tratry ny passe-ny e
Nisy nanidy ny ranomasina e
..Ndao hihira, Aleloia... ..Aleloia....

28/04/2026

Izahay groupe TVA dia manampy ny fiangonana amin'ny fitoriana ny filazantsaran'i Jesosy Kristy. Tel ou whatsapp 034 52 808 38

Address

Agape Ambohipo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Groupe TVA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share