Keywords

Keywords Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Keywords, Evangelical church, Antananarivo.

Mofon'aina Anio📖♥
07/04/2022

Mofon'aina Anio📖♥

Fampianarana ny amin'ny fanambadiana sy ny fiarahan'olon_droa miaraka amin'ny Jesosy 😇💗Araho ary pejy ary zarao mba ho h...
05/04/2022

Fampianarana ny amin'ny fanambadiana sy ny fiarahan'olon_droa miaraka amin'ny Jesosy 😇💗
Araho ary pejy ary zarao mba ho hitany hafa ☺


Azo mpahoriana ve ianao Mitrakà fa mbola ao Jesoa .Ary Tsy misy zavatra Tsy hainy atao 💗🥺
05/04/2022

Azo mpahoriana ve ianao Mitrakà fa mbola ao Jesoa .Ary Tsy misy zavatra Tsy hainy atao 💗🥺

Mila vavaka ve ianao?amin'ity anio ity .Mandefasa ary hafatra miafina ato amin'ny pejy fa hoy kosa ny tenin'ny soratra m...
05/04/2022

Mila vavaka ve ianao?amin'ity anio ity .Mandefasa ary hafatra miafina ato amin'ny pejy fa hoy kosa ny tenin'ny soratra masina ao amin'ny
Jaona 15:7
Raha miray amiko hianareo ka mitoetra ao anatinareo ny teniko dia angataho izay tianareo na Inona na Inona fa ho Tonga aminareo izany
Amen

05/04/2022

Mofon'aina anio
05Avril 2022📖
Efesiana 2:1.7
Ary hianareo dia efa novelominy fony mbola matin'ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo.2 Izay nalehanareo fahiny araka ny fomban'izao tontolo izao;Araka ny mpanapaka ny fanjakana eny amin'ny rivotra;dia ny fanahy izay miasa ankehitriny ao anatin'ny zanaky tsi_fanarahana;3 Teo amin'ireo no nitondrantsika rehetra tena koa fahiny tamin'ny filan'ny nofontsika ka nanaovantsika ny danin'ny nofo sy ny saina;Ary araka ny toetsika dia zanaky ny fahatezerana toy ny sasany koa isika.4 Fa AndriamanitraIzay manan_Karena amin'ny famindrampo noho ny halehiben'ny fitiavany izay nitiavany antsika 5na dia fony mbola matin'ny fahadisoana aza isika dia nahavelona antsika niaraka tamin'i Kristy(fahasoavana no namonjena anareo);6ary niara_natsangany isika ka niara_napetrany any an_danitra ao amin'i Kristy Jesosy 7MBA hasehony amin'ny andro ho avy ny haben'ny haren'ny fahasoavany amin'ny fahamoram_panahiny amintsika ao amin'i Kristy Jesosy.
Amen🙏🏿

Amin'izao Ora sy fotoana ahitanao Ity publication ity dia manasa anao mba hamaky sy handray tsara ao ampo izao vavaka iz...
04/04/2022

Amin'izao Ora sy fotoana ahitanao Ity publication ity dia manasa anao mba hamaky sy handray tsara ao ampo izao vavaka izao ary zarao mba ho hita ny hafa fa mety misy olona any mety tafalatsaka lalina ao anaty alahelo sy fahakiviana 🥺

Andriamanitra oh.Mbola misaotra anao fa mbola omenao tombon'andro iainana izay Jesoa MBA ahafahanay mandinika sy manomana ny mandrakizay anay Mamindrà fo aminay Jesoa tamin'ireo ratsy marobe vitanay teo anatrehanao .Ninia tsy nihaino Anao izahay ary ninia nandika ny didinao .Fa Ianao anefa ilay Andriamanitra mpamindra FO ary mpamela heloka dia mino izahay fa ho avelanao Ireo fahotana vitanay
Jesoa mivavaka izahay amin'izao Ora sy fotoana izao ho an'ny marary .Aoka Ianao no anasitrana azy ireny fa ianao ilay Andriamanitra mpanasitrana ambony noho ny dokotera rehetra ka Tongava Jesoa hikasika ny faritra marary rehetra enao ary ilay dihakam-poka natao taminAo Koa Jesoa no aoka hiasa mahery amin'ny marary MBA ahasitrana izany 🙏🏿🥺Dia any koa Jesoa mety misy olona very hevitra tanteraka ananan'ny olona trosa ;Very ASA na tsy mety mahita ASA dia Enao mahalala mahasoa sy mahatsara anay ka omeo izay Anjara sahaza ho anay Jesoa araka ny famindramponao ary Enao no hanova ny fiainanay
Dia maro Jesoa no tianay angatahana amiNao fa Ataovy aminay araky ny alehibeny famindramponao sy ny fitiavanao
Dia amin'ny anaranao Jesoa Kristy no hanirianay sy hangatahanay izany Vavaka izany
Amen!🙏🏿😇

02/04/2022

Tompo ôh
Ovay ny foko mba ho Mora hanarina🙏🏾♥

02/04/2022

Sois Courage♥🕊

Address

Antananarivo

Telephone

+261345653905

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Keywords posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Keywords:

Share