FJKM Ambodifiakarana Famonjena

FJKM Ambodifiakarana Famonjena Organisation religieuse

28/05/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Nomenjanahary Tsiry Nekena

Alahady 24 Novembre 2024Fankalazana faha 10 taona niorenan'NY SLKFJKM Ambodifiakarana Famonjena Tsimbazaza13 Novambra 20...
26/11/2024

Alahady 24 Novembre 2024
Fankalazana faha 10 taona niorenan'NY SLK
FJKM Ambodifiakarana Famonjena Tsimbazaza

13 Novambra 2014- 13 Novambra 2024

Tantara tsy ho hadinoina eto amin'ny fiangonana indray izany andro izany

Mankasitraka ny amin'ny zavatra rehetra

Fa mpiara miasa Amin'Andriamanitra izahay "I Kor 3:9a"

" Ny  vavako hitory ny fahamarinanao sy ny Famonjenao mandrakariva, da tsy fantatro ny isany" Salamo 71: 15  Alahady 28 ...
28/07/2024

" Ny vavako hitory ny fahamarinanao sy ny Famonjenao mandrakariva, da tsy fantatro ny isany" Salamo 71: 15

Alahady 28 jolay 2024 Fisaorana an' Andriamanitra noho ny:
Faha 20 taona maha- mpitandrina
Faha 20 taona nanamasinana ny fanambadiana.
Mpitandrina RAKOTONDRAZANANY Handritiana Fanomezantsoa mianakavy.

Tongava hisaotra sy hidera Hahita fifaliana ianaoIzahay koa mba faly misy mpanotronaIanao no hantenainaIanao sisa no and...
14/12/2023

Tongava hisaotra sy hidera
Hahita fifaliana ianao
Izahay koa mba faly misy mpanotrona
Ianao no hantenaina
Ianao sisa no andrasana
Fifaliana be ao amin'ny Tompo

Misaotra indrindra

Mitombo isa indray ny manompon'i Jesoa18 May 2023Fandraisana ireo mpandray fanasan'NY Tompo vaovao andiany FANASINA14 mi...
18/05/2023

Mitombo isa indray ny manompon'i Jesoa
18 May 2023
Fandraisana ireo mpandray fanasan'NY Tompo vaovao
andiany FANASINA
14 mianadahy izy ireo.
NY Mpitandrina Rakotondrazanany Handritiana no Nitarika, Nitoriteny Mpitandrina Rabehantonina James Isaorana ny Tompo

Fety FISARE 2023Toy ny mahazatra dia aretin'NY mpianakavy no misy tetoMahafinaritra sady ny vokatra koa tsara.Misaotra a...
16/05/2023

Fety FISARE 2023
Toy ny mahazatra dia aretin'NY mpianakavy no misy teto
Mahafinaritra sady ny vokatra koa tsara.
Misaotra antsika fiangonana , isaorana ny sampana rehetra tamin'ny fandraisan'anjara.
Isaorana ny STK sy ART'S LAIKA tamin'ny fanentanana.
Tahian'nyJesoa

Alahady, 19 Febroary 2023Fanokanana mpandray andiany manokana : "ANTSO"Mitombo isa indray ny momban'ny tenan'I Kristy.
19/02/2023

Alahady, 19 Febroary 2023
Fanokanana mpandray andiany manokana : "ANTSO"
Mitombo isa indray ny momban'ny tenan'I Kristy.

SEMINERA FAHA 35Androany faha 21 January 2023Natao androany ny seminera faha 35 ny FJKM Ambodifiakarana Famonjena natreh...
21/01/2023

SEMINERA FAHA 35
Androany faha 21 January 2023

Natao androany ny seminera faha 35 ny FJKM Ambodifiakarana Famonjena natrehan'ny Mpitandrina Rakotondrazanany Handritiana Fanomezantsoa
Isaorana ny Tompo fa nandeha sy Milamina tsara
Mampahery antsika mianakavy

Misaotra antsika fiangonana manontolo, zanaka ampielezana namaly ny antso,  tonga niombombavaka  tamin'ny alahadin'ny Mp...
06/11/2022

Misaotra antsika fiangonana manontolo, zanaka ampielezana namaly ny antso, tonga niombombavaka tamin'ny alahadin'ny Mpitandrina RAKOTONDRAZANANY Handritiana Fanomezantsoa mianakavy androany 6 Novambra 2022 .
Misaotra fa be fitiavana ianareo.Andriamanitra manankarem-pitiavana hamaly fitia anareo.
Ny Biraom-piangonana

KERMESY andiany faharoaSAMPANA REHETRA eto amin'ny FJKM AMBODIFIAKARANA FAMONJENA TSIMBAZAZANy maraina varotra sy fampir...
31/10/2022

KERMESY andiany faharoa
SAMPANA REHETRA eto amin'ny
FJKM AMBODIFIAKARANA FAMONJENA TSIMBAZAZA

Ny maraina varotra sy fampirantiana ary kilalao isankarazany
NY tolakandro kosa dia rindrankira fiderana nandraisan"ny sampana Rehetra anjara sy ny groupe Art's Laika ary ny
Mpitandrina mianakavy koa mandray anjara tamin'ny fiderana.
Nisy koa ny fifaninanana soratra masina nataon'ny STK nandraisan'ny Rehetra anjara.
Nisy ny antsapaka nizarana loka maro isankarazany.

Mahafinaritra e!
Taitra sy nifoha avokoa rehefa natory taorinan'ny COViD.
Misaotra ny Tompo tamin'izany famohazana sy fanomezankery vaovao izany
Mino isika fa mbola hisy ny andiany fahatelo ary dia samy iezaka misimisy kokoa hatrany.

Address

Rue Fernand Kasanga Tsimbazaza
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ambodifiakarana Famonjena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share