Fiangonana Rhefi Ambohinaorina Sabotsy Namehana

Fiangonana Rhefi Ambohinaorina Sabotsy Namehana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fiangonana Rhefi Ambohinaorina Sabotsy Namehana, Church, Ambohinaorina Sabotsy Namehana, Antananarivo.

06/08/2026
HERINANDRO VAOVAO INDRAYπŸ™πŸ™πŸ’₯πŸ’₯πŸ’–πŸ’–EFA NISY ZAVATRA MARO NAMBOARIN'ANDRIAMANITRA HOANAO IZAY TIA AZYπŸ’₯πŸ’₯πŸ™πŸ™πŸ’–πŸ’–πŸ’–Raiso ny anjaranao...
03/08/2026

HERINANDRO VAOVAO INDRAYπŸ™πŸ™πŸ’₯πŸ’₯πŸ’–πŸ’–
EFA NISY ZAVATRA MARO NAMBOARIN'ANDRIAMANITRA HOANAO IZAY TIA AZYπŸ’₯πŸ’₯πŸ™πŸ™πŸ’–πŸ’–πŸ’–Raiso ny anjaranaoπŸ™πŸ™ AMEN πŸ’₯

1 Korintiana 2:9
Fa araka ny VOASORATRA hoe: Izay tsy mbola hitan'ny maso ary tsy mbola ren'ny sofina, na niditra tao am-pon'ny olona, na inona na inona no efa NAMBOARIN'ANDRIAMANITRA ho an'izay TIA AZY
Tahin'i JESOSY manokana ianao πŸ™πŸ™πŸ₯°πŸ₯°

HERINANDRO VAOVAO hamarana ny Volana Jolay,πŸ‘‹πŸ‘‹feno fiarovana sy fitahiana anie ianao πŸ™πŸ™πŸ’“HERINANDRO VAOVAO HAMARANA NY VOL...
27/07/2026

HERINANDRO VAOVAO hamarana ny Volana Jolay,πŸ‘‹πŸ‘‹feno fiarovana sy fitahiana anie ianao πŸ™πŸ™πŸ’“

HERINANDRO VAOVAO HAMARANA NY VOLANA JOLAY feno FIAROVANA SY FITAHIANA MIAVAKA πŸ™πŸ’“πŸ’“πŸ‘‹πŸ‘‹πŸ‘‹
Salamo 91:9-11
SATRIA HOY IANAO : JΓ‰HOVAH Γ΄, Hianao no AROKO, Sady NATAONAO ho FONENANAO ny AVO INDRINDRA,πŸ’“πŸ’“πŸ’₯πŸ’₯
Dia tsy hisy loza hanjo anao, Na aretina hanakaiky ny lainao.πŸ™πŸ™
Fa Izy handidy ny anjeliny ny aminao Mba hiaro anao eny amin'izay rehetra halehanao.πŸ’“πŸ’“πŸ’“πŸ’₯πŸ’₯πŸ’₯

TSARA JESOSY πŸ’“πŸ’“πŸ’“πŸ™πŸ™πŸ™ MISAOTRA AZY fa tena lehibe famindrapony sy ny Fahasoavany ary ny fitahianyπŸ™πŸ™πŸ’₯πŸ’₯🌟🌟🌟FIANGONANA RHEFI A...
24/07/2026

TSARA JESOSY πŸ’“πŸ’“πŸ’“πŸ™πŸ™πŸ™ MISAOTRA AZY fa tena lehibe famindrapony sy ny Fahasoavany ary ny fitahianyπŸ™πŸ™πŸ’₯πŸ’₯🌟🌟🌟
FIANGONANA RHEFI AMBOHINAORINA 5taona lasa sy ankehitriny πŸ™πŸ™πŸ’“πŸ’“πŸ’“πŸ’₯πŸ’₯πŸ’₯

HERINANDRO VAOVAO πŸ™πŸ’₯πŸ’₯πŸ’₯πŸ’—πŸ’—:πŸ‘‰ FAHASOAVANA SY FAMINDRAM-PO no manaraka antsika fa tsy ozona manenjikaπŸŒŸπŸŒŸπŸ’—πŸ’₯πŸ‘‰ FITAHIANA no ao a...
20/07/2026

HERINANDRO VAOVAO πŸ™πŸ’₯πŸ’₯πŸ’₯πŸ’—πŸ’—:πŸ‘‰ FAHASOAVANA SY FAMINDRAM-PO no manaraka antsika fa tsy ozona manenjikaπŸŒŸπŸŒŸπŸ’—πŸ’₯
πŸ‘‰ FITAHIANA no ao an-tranon'ny marina ary tsy hanakaiky ny laintsika ny ratsyπŸ™πŸ™πŸŒŸπŸ™πŸ’₯πŸ’₯πŸ’—
πŸ‘‰Ny ANJELIN'I JEHOVAH MITOBY MANODIDINA KA MIARO ANTSIKA ary tsy hisy loza hanjo antsika πŸ™πŸ™πŸ’₯πŸ’₯πŸ’—πŸ’—
πŸ‘‰ FITAHIAN'I JEHOVAH MAMPANANKARENA, izay Tahiany dia voatahy MANDRAKIZAY πŸ’—πŸ’—πŸ’—πŸ’— sady tsisy afaka hanozona azyπŸ™πŸ™πŸ’—πŸ’—πŸ’₯πŸ’₯πŸ’₯fa ... ATAOVY TSARA ARY HAMAFISO MAFY FIFANDRAISANAO AMIN'ANDRIAMANITRA πŸ™πŸ™πŸ™πŸ’—πŸ’—πŸ’—AMEN πŸ™

7 ALAHADY HANANGANANA FIAINANA TSARA LAVITRA, πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯πŸ’“πŸ’“πŸ’“πŸŒŸπŸŒŸπŸŒŸ manasa anao sy ny ankohonanao πŸ™πŸ₯°πŸ₯°  πŸ™πŸ™πŸŒŸπŸŒŸπŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯
15/07/2026

7 ALAHADY HANANGANANA FIAINANA TSARA LAVITRA, πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯πŸ’“πŸ’“πŸ’“πŸŒŸπŸŒŸπŸŒŸ manasa anao sy ny ankohonanao πŸ™πŸ₯°πŸ₯° πŸ™πŸ™πŸŒŸπŸŒŸπŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯

HERINANDRO VAOVAO πŸ™πŸ™πŸ’₯πŸ’₯πŸ’₯πŸ’“πŸ’“πŸ’“πŸ”₯πŸ”₯ TSY MISY AFAKA HISAKANA IZAY EFA VOASORATRA HOANAO 🌟🌟 TSAROVY :πŸ‘‰ Rehefa PROGRAMAN' ANDRIAMA...
13/07/2026

HERINANDRO VAOVAO πŸ™πŸ™πŸ’₯πŸ’₯πŸ’₯πŸ’“πŸ’“πŸ’“πŸ”₯πŸ”₯ TSY MISY AFAKA HISAKANA IZAY EFA VOASORATRA HOANAO 🌟🌟 TSAROVY :
πŸ‘‰ Rehefa PROGRAMAN' ANDRIAMANITRA io tsy maintsy tanteraka πŸ’“πŸ’“πŸ’“πŸ™πŸ™
πŸ‘‰ Rehefa FOTOANAN'ANDRIAMANITRA io tsy azo sakananaπŸ‘πŸ‘πŸ’“πŸ’“
πŸ‘‰ Rehefa AVY AMIN'I TOMPO io tsy maintsy tonga πŸ™πŸ™πŸ’“πŸ’“πŸ”₯πŸ”₯πŸ’₯πŸ’₯
Courage fotsiny πŸ’ͺπŸ’ͺπŸ’ͺπŸ’ͺπŸ’—πŸ’—

Address

Ambohinaorina Sabotsy Namehana
Antananarivo

Telephone

+261340973838

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana Rhefi Ambohinaorina Sabotsy Namehana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category