Fifohazana FFPV

Fifohazana FFPV Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fifohazana FFPV, Antananarivo.

P***a FamonjenaNy sampana TAMIA dia manasa anao hiara hidera an'ANDRIAMANITRA noho ny Famonjena izay nomeny antsika,toy ...
08/04/2022

P***a Famonjena
Ny sampana TAMIA dia manasa anao hiara hidera an'ANDRIAMANITRA noho ny Famonjena izay nomeny antsika,toy izao ary ny fandaharam-potoana :
👉Karaoke evangelique
👉Fanomezana ho an'ny sahirana
👉Invitée speciale
👉Fiderana manaka-danitra
👨‍👩‍👧‍👧Tongava maro👨‍👩‍👧‍👧

22/03/2022

extrait fanapahana ozona

22/03/2022
Andao ary e ! Apetraka @ Tompo io fotoana fanafahany io ! Misaotra izay mamaly arahintsika fidefana io miaraka @  Tamia ...
17/02/2022

Andao ary e ! Apetraka @ Tompo io fotoana fanafahany io ! Misaotra izay mamaly arahintsika fidefana io miaraka @ Tamia ,Fma

28/07/2021
Diakona Katekomena  # 2021
04/06/2021

Diakona
Katekomena
# 2021

31/01/2021

ny Fiangonana dia manasa antsika ny 07Febroary avy izao hifampiarahaba tratrin'ny taona 2021 no sady ezaka tany hanorenenana ny fiangonan-tsika.MANASA ANAO

01/01/2021

Mirary soa antsika rehetra @ ty taona vaovao 2021 ity indray! "Ezaho mafy ny fiantsoanareo fa aza atao malemy"Isaia 58/1
Taonan'ny ezaka ity taona ity koa samia manao ny ezaka rehetra ho tanjona! Amen!

25/10/2020

FILAZANA MAIKA

25/10/2020

Levitikosy 18/22 ''Aza mandry amin'ny lehilahy tahaka ny fandry amin'ny vehivavy;fa fahavetavetana izany.'' Ny fiangonana Fifohazam Panahy Vaovao FFPV dia mandresy lahatra ny rehetra hanaja ny tenin'ANDRIAMANITRA.

01/10/2020

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fifohazana FFPV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share