26/08/2026
🌿"MANDINIKA, MIHAINO, MANDRAY ANDRAIKITRA ISIKA"
Akon'ny Zaikabe Fanilon'i Madagasikara, izay natao teny amin'ny Centre Mahatsara Akamasoa.
Faly miarahaba an'ny Filoha Iombonana Patricia Harenae Tahirindray ♥️, mirary soa be dia be amin'izany adidy masina izany 🙏🏻
Mankasitraka Feno an'ny Filoha Iombonana Eugénie Raseliarilalanirina ihany koa nandritra izay taom-pikatrohana izay ♥️
Mirary soa antsika rehetra ✨