Tily Sampana Maitso CV

Tily Sampana Maitso CV SAMPANA MAITSO TILY 105 è Chapelle Militaire Ampahibe

05/07/2026

« Matokia an’i Jehovah amin’ny fonao rehetra, fa aza miankina amin’ny fahalalanao, maneke Azy amin’ny alehanao rehetra, fa izy no mandamina ny lalanao »
- Ohabolana 3:5-6

Mirary fahombiazana ho an’ny beazina rehetra hiatrika ny fanadinam-panjakana manomboka amin’ny Alatsinainy 06 Jolay 2026 ho avy izao!❤️
Vitan’ise io an, satria ise !

« …Mitombo tsara ho tempoly masina ao amin'ny Tompo » Efe 2.21b𝓙𝓸𝓫𝓲𝓵𝔂 𝓯𝓪𝓱𝓪 𝟑𝟓 𝓽𝓪𝓸𝓷𝓪𝓷’𝓷𝔂 𝓯𝓲𝓿𝓸𝓷𝓭𝓻𝓸𝓷𝓪𝓷𝓪 𝓯𝓪𝓱𝓪-𝟏𝟎𝟓 𝓬𝓱𝓪𝓹-𝓶𝓲 𝓐𝓶...
26/06/2026

« …Mitombo tsara ho tempoly masina ao amin'ny Tompo » Efe 2.21b

𝓙𝓸𝓫𝓲𝓵𝔂 𝓯𝓪𝓱𝓪 𝟑𝟓 𝓽𝓪𝓸𝓷𝓪𝓷’𝓷𝔂 𝓯𝓲𝓿𝓸𝓷𝓭𝓻𝓸𝓷𝓪𝓷𝓪 𝓯𝓪𝓱𝓪-𝟏𝟎𝟓 𝓬𝓱𝓪𝓹-𝓶𝓲 𝓐𝓶𝓹𝓪𝓱𝓲𝓫𝓮

Finaritra 🤝
Misaotra an’Andriamanitra lehibe ary koa mankasitraka ny mpandray anjara rehetra nohon’ny fahatontosan’ny fanokafana ny fankalazana ny jobily faha-35 taona ny fivondronana faha-105 sy ny afom-pifaliana , isaorana ihany koa ireo nanotrona rehetra.

Ireto ary misy andian-tsary mamintina ireo fampiratiana, asa tanana sy ireo lalao nanditra izany.






Izahay fivondronana faha 105 dia faly manasa an'ise : 🟡FANEKENA MPIANDRAIKITRA📆 Alahady 28 Jona 2026🕥10 ora sy sasany⛪️C...
21/06/2026

Izahay fivondronana faha 105 dia faly manasa an'ise :

🟡FANEKENA MPIANDRAIKITRA

📆 Alahady 28 Jona 2026
🕥10 ora sy sasany
⛪️Chapelle Militare Ampahibe

Hery lehibe ho an'ny fivondronana ny fanotronan'ise. 🤝




𝓐𝓯𝓸𝓶-𝓹𝓲𝓯𝓪𝓵𝓲𝓪𝓷𝓪 🔥🇲🇬Ho fankalazana ny fetim-pirenena malagasy sy fanehoana ny fankalazana ny jobily faha-35 taona dia fifa...
17/06/2026

𝓐𝓯𝓸𝓶-𝓹𝓲𝓯𝓪𝓵𝓲𝓪𝓷𝓪 🔥🇲🇬

Ho fankalazana ny fetim-pirenena malagasy sy fanehoana ny fankalazana ny jobily faha-35 taona dia fifaliana ho anay Fivondronana faha-105 eto amin'ny Chapelle Militaire Ampahibe ny manasa an'ise hanotrina anay sy hiara-paly aminay. Hisy:
• Fampiratiana / asa tanana
• Lalao maro isan-karazany
• Tsakitsaky sy zava-pisotro / afom-pifaliana

📆 Alakamisy 25 Jona 2026
📍Chapelle Militaire Ampahibe
🕜 Manomboka amin’ny 2 ora sy sasany



Miarahaba antsika rehetra. Ela ela tsy nisy fizarana teto amin’ny pejy 🌱 𝓕𝓪𝓶𝓹𝓲𝓪𝓷𝓪𝓻𝓪𝓷𝓪 𝓯𝓪𝓶𝓫𝓸𝓵𝓮𝓷𝓪 𝓼𝔂 𝓯𝓲𝓴𝓲𝓻𝓪𝓴𝓲𝓻𝓪𝓷𝓪 𝓷𝔂 𝓽𝓪𝓷𝔂 ...
17/05/2026

Miarahaba antsika rehetra. Ela ela tsy nisy fizarana teto amin’ny pejy

🌱 𝓕𝓪𝓶𝓹𝓲𝓪𝓷𝓪𝓻𝓪𝓷𝓪 𝓯𝓪𝓶𝓫𝓸𝓵𝓮𝓷𝓪 𝓼𝔂 𝓯𝓲𝓴𝓲𝓻𝓪𝓴𝓲𝓻𝓪𝓷𝓪 𝓷𝔂 𝓽𝓪𝓷𝔂 ♻️

Ny fizarana eto dia mamintina an-tsary ny fampianarana momban’ny fambolena, fikarakarana ny tany, ary ny « recyclage », mba hampivelarana fahalalana sy fahaiza-manao amin’ny fitandroana ny tontolo iainana sy ny fampiasana tsara ireo loharanon-karena manodidina antsika.





𝓛𝓕𝓣𝓣 𝓕𝓐𝓡𝓘𝓣𝓡𝓐 𝓐𝓥𝓞Misaotra an’Andriamanitra fa tontosa soa ny LFTT Faritra AVO 🙏🏽Isaorana ihany koa ny Ray aman-dReny , ny...
15/03/2026

𝓛𝓕𝓣𝓣 𝓕𝓐𝓡𝓘𝓣𝓡𝓐 𝓐𝓥𝓞

Misaotra an’Andriamanitra fa tontosa soa ny LFTT Faritra AVO 🙏🏽
Isaorana ihany koa ny Ray aman-dReny , ny filoha rehetra , ny mpiandraikitra, ny beazina tsirairay 🙏🏽

⭐️Isan’ny mendrika tamin’ny lalao ny SOKAJY HITSIKITSIKA ka hisolo tena ho amin’ny Lalao FARITANY 🏅

Ireto ary misy andian-tsary nandritra ny lalao




𝓛𝓪𝓼𝔂 𝓽𝓼𝓮𝓵𝓪𝓽𝓻𝓪 Misaotra an’Andriamanitra fa tontosa soa ny lasy tselatra izay notanterahina ny 20,21,22 Febroary 2026 tet...
22/02/2026

𝓛𝓪𝓼𝔂 𝓽𝓼𝓮𝓵𝓪𝓽𝓻𝓪

Misaotra an’Andriamanitra fa tontosa soa ny lasy tselatra izay notanterahina ny 20,21,22 Febroary 2026 tetsy amin’ny Tranombitsika Antsahamarofoza 🌳
Isaorana ihany koa ny Ray aman-dReny, ny mpiandraikitra ary ny beazina tsirairay.
Ireto ary misy andian-tsary nandritra izany lasy izany.



Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tily Sampana Maitso CV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share