17/05/2026
VAOVAO FARANY :
ALHAMDOULILLAHI !! Hita soa aman-tsara tao Arabie Saoudite ny tsinambolana ZOULHIJJA 1447 H.
Noho izany dia :
1-Rahampitso Alatsinainy 18 mai ny 1er ZOULHIJJA.
2-Ny Talata 26 mai no andro ARAFA.
3-Ny Alarobia 27 mai no EID-AL-ADHA.
Koa tsatsara ho an'izay mahavita ny mifehy an-tsitrapo manomboka rahampitso Alatsinainy ka hatramin'ny andro ARAFA Talata 26 mai.
Ampitapitao any amin’ny hafa.