27/05/2026
🙏✨
« 𝙄𝙇𝘼𝙔 𝘼𝙉𝘼𝙍𝘼𝙉𝘼 𝙈𝙄𝙎𝙔 𝙁𝘼𝙃𝙀𝙁𝘼𝙉𝘼 𝙈𝘼𝙉𝙊𝙇𝙊𝙃𝘼𝙉´𝙉𝙔 𝙁𝘼𝙃𝘼𝙑𝘼𝙇𝙊 »
👋 Fiadanana e!
🗣️ Hoy ireo mpianatr’i Jesosy:
« Tompo ô, na dia ny demonia aza dia manaiky anay noho ny Anaranao. »
Lioka 10:17
💢 Mety hoy ianao hoe « izany lohahevitra izany foana koa no miverina! »
✨ Tsotra ny teniko aminao anefa anio: manàna finoana an’i Jesosy sy ny Anarany ianao.
Ankasitrahan'Andriamanitra izany ary mitondra fahefana eo aminao.
✅ Azonao toherina amin’ny Anaran’i Jesosy avokoa ny herin’ny fahavalo rehetra.
✨ Minoa sy maneke ny fahamarinan’izany ianao.
Mahereza !
Apôtre Adolphe RANDRIANAIVORAVELONA