Zanaka Ampielezana FJKM Tranovato Morarano Famonjena

Zanaka Ampielezana FJKM Tranovato Morarano Famonjena TARANAKA AMPIELEZANA FJKM TRANOVATO MORARANO FAMONJENA

Raiamandrenin'ny Toby : Dadatoa RANDRIAMIAFY OnjaBiraon'ny TobyFiloha : ANDRIANARISATA VolatianaFiloha Mpanampy : RANDRI...
06/07/2024

Raiamandrenin'ny Toby : Dadatoa RANDRIAMIAFY Onja

Biraon'ny Toby
Filoha : ANDRIANARISATA Volatiana
Filoha Mpanampy : RANDRIANANDRAINA Marka Fety
Mpitantsoratra PV : RAZAKASOAVINA Ginah
Mpitantsoratry ny Vola : RAZAFINDRAKOTO Herisoa Haja
Mpitahiry Vola : RAMANANTSOA Mahery Andriamparany

11/05/2024

Fiadanana! Nohon'ny antony tsy azo anoharana dia tsy hisy ny fotoam_bavaka ao amin'ny RASALAMA amin'ity volana Mai ity(Rahampitso Alahady 12 Mai= tsy Misy ) fa kosa entanina isika rehetra amin'ny Pentecôte (19 Mai 2024) izay rodorodon'ny zanaka ampielezana any an-tanindrazana. Hisy fiara iombonana ny alahady Pentecôte maraina amin'ny 6ora eo Ambohijatovo Ambony .Saran_dalana mandroso sy miverina : 15.000 ar .Misoratra anarana mialohan'ny Zoma 17Mai 2024 izay handeha .ity ny laharana hiantsoana: TELMA: 034 O3 503 73 AIRTEL: 033 86 936 92 ( MR VICTOR ) / Efa misy sakafo sy tsakotsako amin'ny vidiny mirary amin'io fotoana io."MANANTENA NY FAHATONGAVANTSIKA MARO" Mirary soa

10/05/2024

Hiran'ny tanoran'ny Tranovato Morarano Famonjena✝️💗

22/01/2024

Eny amin'ny LTP (Lycee Technique et Professionnel) Alarobia isika no hiara hivavaka, hifampirary soa ho an'ny Taona vaovao ny Alahady 28 janoary 2024 izao. Manomboka am 9h00 ny fotoana, misy tsakitsaky sy laoka amidy eny antoerana,
Manantena ny fahatongavanareo marobe !!!

KRISMASIN'NY ZATM RASALAMA, NY 17 DESAMBRA 2023
18/12/2023

KRISMASIN'NY ZATM

RASALAMA, NY 17 DESAMBRA 2023

24/11/2023
29/08/2023

Mankasitraka antsika rehetra tamin'ny fahatongavana maro nandritry ny fetin'ny Taranaka teo. Ny Tompo handrotsaka hatrany ny fitahiany ho antsika tsirairay avy ary hamerina avo zato heny izay natolotrareo ny Fiangonana.

Aody aody o ry taranaky  Morarano e !! Tadidinareo vé ilay daty ??? Ny sabotsy sy Alahady  (26 sy 27 Aogositra) ho avy i...
22/08/2023

Aody aody o ry taranaky Morarano e !! Tadidinareo vé ilay daty ??? Ny sabotsy sy Alahady (26 sy 27 Aogositra) ho avy izao isika no hankalaza ny fetin'ny taranaka 2023.

Sabotsy : amin'ny 6ora maraina eny Ambohijatovo no fiaingana a, 7000 ariary monja ny frais isan'olona

Alahady : amin'ny 6ora maraina ihany eny Ambohijatovo saingy 14000 ariary ny saran- dalana

Fisoratana anarana ho an'izay handeha fiara iombonana ao amin'ny 0340350373 na 0338693692 hatramin'ny Alakamisy 24/08/23.
Afaka mandefa MP ihany koa ianareo

TONGAVA MARO E !!!
hifety, hifaly, hiombo mbavaka isika ary indrindra hiara mamita ilay asa lehibe napetraky ny Tompo

18/08/2023

FETIN'NY TARANAKA 26 sy 27 AOUT 2023 Tongava maro!

Indro zaraina amitsika eto sombin'ny sary tamin'ilay fotoan-dehibe nahafinaritra teny amin'ny ESPACE SYRIUS nataotsika t...
28/07/2023

Indro zaraina amitsika eto sombin'ny sary tamin'ilay fotoan-dehibe nahafinaritra teny amin'ny ESPACE SYRIUS nataotsika tamin'ny vola May lasa teo. Raha misy mbola manana sary hafa ka te izara eto amin'ny pejy dia afaka mandefa izany

Address

Rasalama Salle N°13
Antananarivo

Telephone

+261345537990

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zanaka Ampielezana FJKM Tranovato Morarano Famonjena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share