30/08/2025
"Fanilon'ny tongotro Sy fanazavana ny lalako ny teninao. — Salamo 119 : 105"💌🚶
Finaritra eh😀, rampitso alahady faha-31 Aogositra 2025 dia alahady izay hitondrana am-bavaka🙏 ny ♥️Katekomena sy konfirmanda andiany FANILO♥️ eto anivon'ny fitaizam-panahy. Toy izao manaraka izao ary ny faharam-potoana ny amin'izany📅:
👉Fanompoam-pivavahana ny 9ora maraina culte FJKM💒
👉Tolakandro amin'ny 1ora sy sasany 🎉ANTSAM-PANAHY🎉