16/05/2026
đđ Nafinaritra tokoa ny fankalazana ny Andro Maneran-tany ho anâny Mpisantatra, izay nankalazana ny faha-37 taonany taminâity taona 2026 ity, teto aminâny Fiangonana Adventista Malaza âŞđ
𼰠Feno hafaliana, tsiky ary firavoravoana ny ankizy sy ny tanora nandritra izany hetsika izany đśđđ, teo ambany fitarihanâi Chef Faneva đ, izay Loholona sady Chef Guide ao aminâny fiangonana đ§â¨
đ Mirary ireo tanora rehetra hitombo hatrany ao aminâny finoana, hanana fahendrena ary handeha miaraka aminâi Jesosy isanâandro đđâď¸
đ âMpisantatra Malaza, miomana ho anâny Lanitra!â đâď¸đ
đđđ