STK FJKM Androndra Fahasoavana ofisialy

STK FJKM Androndra Fahasoavana ofisialy Sampana Tanora Kristiana

02/08/2026

๐ŸŽต HIRA : HO AIZA MOA AHO

Tontosa soa aman-tsara androany Alahady 2 Aogositra 2026 tany amin'ny Ekara Ifarihy Ankaraobato, ny antsam-panahy izay n...
02/08/2026

Tontosa soa aman-tsara androany Alahady 2 Aogositra 2026 tany amin'ny Ekara Ifarihy Ankaraobato, ny antsam-panahy izay nataon'ny Sampana Tanora Kristiana FJKM Androndra Fahasoavana ๐Ÿ˜ƒ

Tsara ny midera ny Tompo e

Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra ๐Ÿ™

Sampana Tanora Kristiana voafidin'i Kristy, miasa amin'ny faharetana, mamokatra tsara (Jaona 15 : 16) Misaotra an'Andria...
13/07/2026

Sampana Tanora Kristiana voafidin'i Kristy, miasa amin'ny faharetana, mamokatra tsara (Jaona 15 : 16)

Misaotra an'Andriamanitra fa vita soa aman-tsara omaly 12 Jolay ny Alahadin'ny Sampana Tanora Kristiana sy ny voka-dehibe teto amin'ny FJKM Androndra Fahasoavana ๐Ÿ˜ƒ๐Ÿ™

Ho an'Andriamanitra irery ihany anie ny voninahitra!

Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa tontosa soa aman-tsara ny fanompoam-pivavahana firaisan'ny sampana velona rehetra ta...
09/07/2026

Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa tontosa soa aman-tsara ny fanompoam-pivavahana firaisan'ny sampana velona rehetra tamin'ny alahady 5 jolay 2026 teo teto amin'ny FJKM Androndra Fahasoavana ๐Ÿ˜ƒ

Hisaorana ihany koa ireo sampana rehetra nandray anjara tamin'izany.

Clips an-tsehatra no noentina ho fiderana, ka ny dera sy ny laza dia ho an' Andriamanitra irery ihany

08/07/2026

Tanteraka soa aman-tsara tamin'ny Alahady 5 Jolay teo ny firaisan'ny sampana rehetra teto amin'ny FJKM Androndra Fahasoavana ๐Ÿ˜ƒ

Indro ny fintina horonan-tsary tamin'izany fotoana izany ๐Ÿ“น๐Ÿ“ฝ๏ธ
Mbola ho avy eo ihany ny sary ๐Ÿ˜

Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra

26/06/2026

Ny Sampana Tanora Kristiana eto amin'ny FJKM Androndra Fahasoavana dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra izao Fetin'ny Asaramanitra izao ๐ŸŽ‰๐ŸŽ†

๐Ÿ™ Misaotra an'Andriamanitra lehibe indrindra fa vita soa aman-tsara ny hetsika "Androndra Mifety" izay notanterahina omaly 25 Jona, tao Antsahasoa.

Mankasitraka indrindra ny Mpitandrina, ny Biraon'ny Fiangonana, ny Talen-tsekoly nanome ny toerana, ary ireo olona maro tonga namaly ny antso sy niara-nankalaza taminay.

Misaotra ireo mpikambana ao amin'ny STK sy ireo rehetra niara-niasa sy nanolo-tanana, ka nahafahana nanatanteraka tamim-pahombiazana ity hetsika ity.

Mankasitraka indrindra anareo rehetra!

Manantena ny hihaona sy hiara-hifaly indray amin'ny manaraka ๐ŸŽ‰

Ho an'Andriamanitra irery anie ny voninahitra!

โœจFJKM "Androndra Mifety 2026" amin'ny 25 Jona 2026 ho avy izao, ao Antsahasoa Ampamantanana ๐ŸŽ‰ Izay hiarahana amin'ny Sam...
23/06/2026

โœจFJKM "Androndra Mifety 2026" amin'ny 25 Jona 2026 ho avy izao, ao Antsahasoa Ampamantanana ๐ŸŽ‰ Izay hiarahana amin'ny Sampana Tanora Kristiana eto amin'ny FJKM Androndra Fahasoavana โœจ

Fotoana iray hiarahana mifaly sy miala voly miaraka amin'ny fianakaviana, ny havana sy ny namana rehetra ๐Ÿ˜ƒ๐ŸŽ‰

๐Ÿ‘‰ Hankafy hira, dihy, kilalao isan-karazany ho an'ny ankizy toy ny chรขteau gonflable, sakafo isan-karazany....

๐Ÿ‘‰ Hisy ihany koa ny afomanga amin'io fotoana io a ๐Ÿ˜ƒ๐ŸŽ†๐ŸŽ‡

Koa entano ny namana, ny fianakaviana rehetra ๐Ÿ˜ƒ๐Ÿค—
๐ŸŽ‰ Sady mifety isika no midera ny Tompo e! ๐Ÿ™

๐Ÿ•“ Manomboka amin'ny 4 ora tolakandro
๐Ÿ“ Toerana : Antsahasoa Ampamantanana
๐ŸŽŸ๏ธ Vidim-pidirana : 1.000 Ar

23/06/2026
Ho famaranana ny herinandron'ny Fanahy Masina dia : am-pifaliana lehibe no anasana antsika hanatrika ny antsa-panahy iza...
17/05/2026

Ho famaranana ny herinandron'ny Fanahy Masina dia : am-pifaliana lehibe no anasana antsika hanatrika ny antsa-panahy izay hotanterahinโ€™ny Sampana Tanora Kristiana amin'ny alalan'ny Antoko-mpihira Fanambarana.

Fotoana iray hiarahana mankalaza sy manandratra anโ€™Andriamanitra aminโ€™ny hira sy fiderana izany. ๐Ÿ™๐Ÿค

๐Ÿ“ Toerana : FJKM Androndra Fahasoavana
๐Ÿ“… Daty : 23 Mai
๐Ÿ•• Ora : 6 ora hariva

๐Ÿ“– โ€œSady hivavaka am-panahy no hivavaka an-tsaina koa aho; sady hihira am-panahy no hihira an-tsaina koa aho.โ€
โ€” I Korintiana 14:15

โœจ Tongava maro fa tsy misy ny vidim-pidirana

๐Ÿ™ Aza adino ny manasa namana sy fianakaviana.

Ho famaranana ny herinandron'ny Fanahy Masina dia : am-pifaliana lehibe no anasana antsika hanatrika ny antsa-panahy izay hotanterahinโ€™ny Sampana Tanora Kristianina amin'ny alalan'ny Antoko-mpihira Fanambarana.

Fotoana iray hiarahana mankalaza sy manandratra anโ€™Andriamanitra aminโ€™ny hira sy fiderana izany. ๐Ÿ™๐Ÿค

๐Ÿ“ Toerana : FJKM Androndra Fahasoavana
๐Ÿ“… Daty : 23 Mai
๐Ÿ•• Ora : 6 ora hariva

๐Ÿ“– โ€œSady hivavaka am-panahy no hivavaka an-tsaina koa aho; sady hihira am-panahy no hihira an-tsaina koa aho.โ€
โ€” I Korintiana 14:15

โœจ Tongava maro fa tsy misy ny vidim-pidirana

๐Ÿ™ Aza adino ny manasa namana sy fianakaviana.

Address

Rue Ramilijaona
Antananarivo
101

Telephone

+261349795860

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when STK FJKM Androndra Fahasoavana ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to STK FJKM Androndra Fahasoavana ofisialy:

Shortcuts

Share