28/05/2026
JOURNÉE DE L'ACUT - HIGHLIGHTS
JOUR 1 et 2
Tatitra an-tsary ireo fotoana niarahana ny Sabotsy 23 sy Alahady 25 mey teo teny amin'ny Société de Verbe Divin Ambatobe.
Fiarahana nahafinaritra, fifampizaràna, fotoana nialàna tamin'ny fiainana mahazatra.
" Iray anaty fahasamihafàna "