Fanantenana Antsa-Fi - FPVM Fiombonana Tsarahonenana

Fanantenana Antsa-Fi - FPVM Fiombonana Tsarahonenana "Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho, ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy."

Miarahaba ny Ray rehetra nahatratra ny fetin'ny Ray🥰"Jehovah no momba anao, ry lehilahy mahery" Mpitsara 6:12 aArabainay...
21/06/2026

Miarahaba ny Ray rehetra nahatratra ny fetin'ny Ray🥰

"Jehovah no momba anao, ry lehilahy mahery" Mpitsara 6:12 a

Arabainay manokana kosa i Président Jerry sy Vice Président Heritiana, izay Rainay anatin'ny sampana❤
Mirary soa anareo mirahalahy hatrany hahavita be ny asa!

Merci Prézdà👊🥰

Amboary aho Jeso mba ho toa Anao, Indrindra fa ity foko ity Jeso o! 🥺❤️‍🩹Mora fanahy sady be fitiavanaTsara sy maha-te-h...
15/06/2026

Amboary aho Jeso mba ho toa Anao,
Indrindra fa ity foko ity Jeso o! 🥺❤️‍🩹
Mora fanahy sady be fitiavana
Tsara sy maha-te-ho-tia Jeso ô !🤍

Miarahaba an'i Pasteur Jeremia mivady sy ankohonany noho ny fahatontosan'ny Alahadin'ny Mpitandrina, ary mirary soa ny Fiangonana FPVM Amboanemba Fahazavana ihany koa! 🥰

Mamafaza fitiavana...
Antsa-Fi, ho an'i Kristy!

Izay tokoa ilay hoe: "Ilay ENY ho doria, ENIn'ny Antsa-Fi"....Na dia efa miparitaka any ivelany ary ny ankizy dia manoha...
18/05/2026

Izay tokoa ilay hoe: "Ilay ENY ho doria, ENIn'ny Antsa-Fi"....

Na dia efa miparitaka any ivelany ary ny ankizy dia manohana foana ny asa ato anatin'ny sampana.
Rehefa ilay mba mitsidika kely aty an-tanindrazana iny dia tsy manaiky satria tsy mahafoy ny fiaraha-manompo dia mba mihaona sy mitafatafa kely e🥰

Mirary soa ny ankizy rehetra any amin'ny faritra sy any ivelany ary ny efa manana zara fanompoana hafa fa mbola tsy mitsahatra manohana❤
Isika eto foana e❤

29/04/2026

Mba omeo ahy Jesosy ilay fanahy mazoto,
Hanatanteraka ireo asanao🥺🥰.

Sortie FPVM Imeritsiatosika Fitiavana...

Mirary anareo hahavita soa ny fitokanana e🥰

20/04/2026
"Dia toy izany koa isika, na dia maro aza, dia iray ihany ao amin'ny kristy ao amin'i Kristy" Romana 12:5a.Fifaliana leh...
13/04/2026

"Dia toy izany koa isika, na dia maro aza, dia iray ihany ao amin'ny kristy ao amin'i Kristy" Romana 12:5a.

Fifaliana lehibe ho anay (tena marina🙂😅🥰) ny nifanotrona tamin'ny sampana Fanantenana Ambohimangakely tamin'ny androm-bokatra omaly.
Miorena tsara, ary mahefà be mandrakariva.

Fanantenana hatramin'ny farany isika😉💙🤍

Azafady... Izahay ANTSA-FI tsy mitsoaka ady😎🥰SORTIE VOALOHANY tamin'ity taom-piasana 2026 ity, izay nanotronanay ny fama...
29/03/2026

Azafady...
Izahay ANTSA-FI tsy mitsoaka ady😎🥰

SORTIE VOALOHANY tamin'ity taom-piasana 2026 ity, izay nanotronanay ny famaranam-bokatry ny Sampana Fanantenana Fpvm Ambohipananina .
Mampahery anareo hatrany hahavita be amin'ny asa.

Teny anio: "Aoka ho tonga fianarana ho an'ny mino ianao" I Timoty 4:12 b

"Fa havokisam-pifaliana no eo anatrehanao" Sal 16:11a❤Fifampiarabana 2026❤
15/03/2026

"Fa havokisam-pifaliana no eo anatrehanao" Sal 16:11a

❤Fifampiarabana 2026❤

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261340615696

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanantenana Antsa-Fi - FPVM Fiombonana Tsarahonenana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Fanantenana Antsa-Fi - FPVM Fiombonana Tsarahonenana:

Shortcuts

Share