Eglise Adventiste du 7ème Jour Betesda 67 ha

Eglise Adventiste du 7ème Jour Betesda 67 ha Jesus Christ est mon sauveur 67 ha pour Christ

🎉  Global Youth Day 2026🎊🔥🔥   FIOMBONANA MIASA 💯🙏Fiangonana Bethesda 67ha N/E ❤️🙏
21/03/2026

🎉 Global Youth Day 2026🎊

🔥🔥 FIOMBONANA MIASA 💯🙏

Fiangonana Bethesda 67ha N/E ❤️🙏

Mega camporee Antsirabe 2024.
29/07/2024

Mega camporee Antsirabe 2024.

13/01/2024
Mitaona antsika hifidy tsy amim-pihambahambana ny hitoky amin'ny herin'Andriamanitra manavotra ny Salamo 13 ( Salamo13:5...
10/01/2024

Mitaona antsika hifidy tsy amim-pihambahambana ny hitoky amin'ny herin'Andriamanitra manavotra ny Salamo 13 ( Salamo13:5), mba hahafoizantsika tsikelikely ny tahotsika sy ny tebitebintsika ( Salamo 13:1-4) ka handraisantsika kosa ny famonjen'Andriamanitra sy hanombohantsika fanandramana amin'ny fialana amin'ny fitarainana ho amin'ny fiderana, ary fialana amin'ny hakiviana ho amin'ny fanantenana( Salamo 13:5,6).
> Mamporisika antsika rehetra hatrany hanaraka sy hianatra ny lesona fa tena miresaka amintsika tokoa Andriamanitra amin'ny halalan'izany🎁

10/01/2024

Marina fa nanomboka tamin'ny falahelovana sy fitarainana ny Salamo 13, kanefa tsy mijanona hatreo akory. Mitohy amin'ny vavaka feno fanatenana sy finoana ny famonjena avy eo.

01/01/2024

Arahabaina isika rehetra nahatratra izao taona vaovao izao. Mba tsy ny taona ihany anie no vaovao fa ny fanoloran-tenantsika ho eo ambany fitarihin'i Kristy ihany koa 🙏
Indro havaoziko ny zavatra rehetra hoy ny TOMPO.
Hanavao antsika rehetra anie NY FANAHY MASINA

Batisa 30-12-23Gabriel sy Diamondra> Arahabaina ianareo mianadahy ary mirary anareo mba haharitra hatramin'ny farany 🙏
31/12/2023

Batisa 30-12-23
Gabriel sy Diamondra
> Arahabaina ianareo mianadahy ary mirary anareo mba haharitra hatramin'ny farany 🙏

31/12/2023

Fiadanana ho antsika rehetra 🙏.
Arahabaina nahatratra izao faran'ny taona 2023 izao. Ny hirariana dia ny mba hahavelon'aina antsika rehetra ka hahatratra ny taona 2024 isika rehetra 🙏.

07/09/2023

Address

Lot 1835 Bis 67 Ha Nord-est
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eglise Adventiste du 7ème Jour Betesda 67 ha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share