10/04/2026
🎯 FIOFANANA TETIK'ASA
Ho fanohanana ny Menafify eto amin'ny SAMPATI FJKM Ambohinaorina dia nanantanteraka fiofanana mahakasika ny tetik'asa izy ireo.
💡 Lohahevitra niofanana:
🎯Famelabelarana sy fitarihana ny atao hoe tetik'asa.
🎯Fomba fananganana tetik'asa.
🎯Fitantanana milamina sy mirindra ny tetik'asa.