AdoShine On Air 97.4FM

AdoShine On Air 97.4FM 📻🔥On Air Ados Shine Church

✨ Emissions radios qui booste ta foi et illumine ton quotidien ! Branche-toi sur 97.4 FM et rejoins la famille !

Adolescent et Jeune en quête de réponses ou juste d’un bon mood spirituel ?

05/05/2026

Emission Lève toi et Marche / Ce 05 05 26 / sur la fm 97.4 Radio Fandresena 97.4 fm Ados Shine Church

28/04/2026

Emission Lève toi et marche / Ce 28 04 26 sur la fm 97.4 Radio Fandresena 97.4 fm

🌿 “Zay mahafoy ihany no mampitombo.”👉 Raha te hitombo ianao, dia misy zavatra  mila hafoinao.Rahampitso Talata 28 Aprily...
27/04/2026

🌿 “Zay mahafoy ihany no mampitombo.”

👉 Raha te hitombo ianao, dia misy zavatra mila hafoinao.

Rahampitso Talata 28 Aprily amin'ny 🕗 08:00 ora maraina ny fotoanantsika ao amin'ny 📻 Radio Fandresena 97.4 FM sy mivantana eto amin'ny pejy izay hiarahantsika🎙️ amin’i Pasteur Herizo
Mety ho io no hafatra ilainao amin’izao fotoana izao izay hanova zavatra amin'ny fiainanao.

𝓜𝓲𝓼𝔂 𝓶𝓪𝓱𝓪𝓯𝓸𝔂, 𝓷𝓮𝓯𝓪 𝓶𝓲𝓽𝓸𝓶𝓫𝓸 𝓯𝓪𝓷𝓪𝓷𝓪𝓷𝓪 𝓲𝓱𝓪𝓷𝔂....
𝓞𝓱𝓪𝓫𝓸𝓵𝓪𝓷𝓪 𝟏𝟏:𝟐𝟒

23/04/2026

Emission SOLIS / Ce 23 04 26 sur la fm 97.4 Radio Fandresena 97.4 fm Ados Shine Church

22/04/2026

RESPIRE ET PRIE / Ce 22 04 26 Radio Fandresena 97.4 fm Ados Shine Church

21/04/2026

Emission Lève toi et marche / Ce 21 04 26 sur la fm 97.4 Radio Fandresena 97.4 fm Ados Shine Church

✨ SEULEMENT SI TU ES SÉRIEUX ✨Quand tu choisis d’être sérieux avec Dieu,Il devient ton or, ta richesse,Et tout ce que tu...
13/04/2026

✨ SEULEMENT SI TU ES SÉRIEUX ✨

Quand tu choisis d’être sérieux avec Dieu,
Il devient ton or, ta richesse,
Et tout ce que tu décides réussira.
Ta lumière brillera sur tes chemins.
📖 Job 22:24-25 / Job 22:28

🎙️ RDV demain 14 Avril dans Lève-toi et Marche
🕗 08h00 – EN DIRECT
📻 Sur Radio Fandresena 97.4 fm
👤 Avec Pasteur Tiana Herizo Rakotondramiarana

Ny Herin'ny FINAMANANA ! Mba fantatrao ve ?Manasa anao hanaraka ny fandaharantsika "SOLIS" ao amin'ny Onjam-peo 97.4 FM ...
19/03/2026

Ny Herin'ny FINAMANANA ! Mba fantatrao ve ?

Manasa anao hanaraka ny fandaharantsika "SOLIS" ao amin'ny Onjam-peo 97.4 FM sy mivantana eto amin'ny pejy rahariva amin'ny 06 ora hariva hahenoinao be be kokoa momban'io lohahevitra io izay hiarahantsika amin'ireo "Ados" Poeta sy mpanoratra 😉

Hey! 🤩 Herinandro vaovao, Fanantenana vaovao.Ianao sy ny fihetseham-ponao ❤️Misy andro faly, misy andro tezitra, misy an...
17/02/2026

Hey! 🤩 Herinandro vaovao, Fanantenana vaovao.

Ianao sy ny fihetseham-ponao ❤️

Misy andro faly, misy andro tezitra, misy andro kivy…
fa tsy fahadisoana ny manana fihetseham-po, fa ny fomba itondranao azy no zava-dehibe.

📖 “Tezera, fa aza manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo.” — Efesiana 4:26

Andriamanitra mahalala ny ao am-ponao.
Tiany ianao hianatra hifehy, hanolotra Azy ny ao anatinao,
ary hampandeha ny fiainanao amin’ny fahendrena araka ny sitrapony.

👉 Aza avela hitondra anao ny fihetseham-po fa Avelao Andriamanitra hitarika anao.

Hasainay ianao hihaino ny fandaharantsika androany amin'ny ⏰ 08:00 maraina ao amin'ny onjam-peo📻 97.4 FM sy mivantana eto amin'ny Pejy fa misy hafatra mafonja miandry anao.

🕊️ Ny fo voafehin’Andriamanitra no fo mahery indrindra.

Address

Analakely
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AdoShine On Air 97.4FM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share