24/05/2026
🙏✨ Tratran’ny Pantekoty daholo ny mpanaraka ny pejy ✨🙏
Mirary fahasoavana sy fiadanana ho antsika rehetra amin’izao Pantekoty izao 🕊️❤️
Enga anie ny Fanahy Masina hanazava sy hitarika ny diantsika isan’andro.
🔥 “Avia ry Fanahy Masina, havaozy ny fonay!” 🔥