Feo Mitory Fanantenana

Feo Mitory Fanantenana 😁😁🥳

🗨Mamy erý rehefa amin' ny fotoana tsy ampoizina no hamatsian' ny Tompo antsika izay ilaintsika 📚
14/04/2026

🗨Mamy erý rehefa amin' ny fotoana tsy ampoizina no hamatsian' ny Tompo antsika izay ilaintsika 📚

Feo Mitory Fanantenana
13/04/2026

Feo Mitory Fanantenana

06/01/2026
🎊Tena hahafinaritra ity fotoana ity an🎉Herinandro fiaraha-mivavaka: "          FIFANDRAISANA Ho amin' ny IRAKA"Rahoviana...
11/07/2025

🎊Tena hahafinaritra ity fotoana ity an🎉

Herinandro fiaraha-mivavaka: "
FIFANDRAISANA Ho amin' ny IRAKA"

Rahoviana?🗓
👉🏻Manomboka rahampitso izy ity ary mandritra ny herinandro.

Ora? ⏰
👉🏻Isaky ny amin' ny 06 ora hariva

🇲🇬 Toerana: Fiangonana Advantista Tanjombato

Ny zavatra hoita ao ve?😅
✔ Hahita fanehoana talenta ianao isan' andro ( Hira, tantara, kabary, tononkalo, sns...)
✔ Fifampitondra am- bavaka: indrindra hoan' ireo hanala fanadinana📝
✅ Fizarana tenin' Andriamanitra mampahery 📖

👉🏻Manasa anao ho tonga mandritra ity herinandro ity, ento ny ankohonana.

Hoy ny tenin' Andriamanitra :📖❤Salamo 119:71"Soa ihany aho nampahorina, Mba hianarako ny didinao."✅Ny fijaliana dia mety...
06/07/2025

Hoy ny tenin' Andriamanitra :
📖❤Salamo 119:71
"Soa ihany aho nampahorina, Mba hianarako ny didinao."

✅Ny fijaliana dia mety ho sekoly tsara indrindra ianarantsika zavatra sarobidy amin’Andriamanitra. Tsy fatiantoka, fa fanabeazana.

✅Indraindray koa tsy ilaina ny mamaly na miady amin'ny toe-javatra. Ny fahanginana miaraka amin'ny fitokiana amin'Andriamanitra no fanalahidy hitondra fandresena.💪🏻✨

➕ Zarao raha mampahery anao 😏

Ataovy  fanao ny mifampiresaka amin' ANDRIAMANITRA 😊📖" Mivavaha ka aza mitsahatra " I.Tesaloniana.5: 17
17/06/2025

Ataovy fanao ny mifampiresaka amin' ANDRIAMANITRA 😊

📖" Mivavaha ka aza mitsahatra "
I.Tesaloniana.5: 17

Andao hifankatia 😉Ho maro anie ny vokatsoa raha toa ka mifankatia isika e🥺 ❌Tsy hisy intsony ny ady sy fifandirana ❌Tsy ...
08/06/2025

Andao hifankatia 😉

Ho maro anie ny vokatsoa raha toa ka mifankatia isika e🥺

❌Tsy hisy intsony ny ady sy fifandirana
❌Tsy hisy fialonana sy fankahalana
❌ Hiala ny Avonavona sy fireharehana
❌ Tsy hisy tebiteby sy tahotra
👉🏻Mamboly Fandriampahalemana sy fifankazahoana
👉🏻Manorina fifandraisana matanjaka sy fiarahamonina mandroso
👉🏻 Manome fiadanam- po❤ sy Fifaliana 😁🥰
👉🏻Indrindra fitahiana ara - panahy ✨

💗Ny fitiavana no FANALAHIDY 🔐 mampiray antsika.
Raha mifankatia isika dia miseho amin' ny fiainantsika ny toetran' Andriamanitra .
📖Sady hafatr' ilay Tia antsika koa izany
Jaona 13:34
"Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa."


👉🏻Aza kivy amin' ny sedra sy tolona eo amin' ny fiainana. Eny na dia misy fahoriana aza, miaraka aminao Ilay efa nahares...
06/06/2025

👉🏻Aza kivy amin' ny sedra sy tolona eo amin' ny fiainana. Eny na dia misy fahoriana aza, miaraka aminao Ilay efa naharesy (Jesosy). Aza kivy!

🥺Eny e, mahazo kivy fa tsy mahazo mi-abondonne 🤞🏻😊
(Ilay kivy fa manana an' ilay Fanantenana)

👉🏻 Ao amin’i Jesosy no misy fandresena sy fiadanana — na inona mitranga aza.

☑Ny FINOANA sy FAHATOKIANA Azy no lakilen' ny fandresena 💪🏻

📖" Atỳ amin'izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao." Jaona.16:33

Stay strong, take courage, Never Give up !🫶🏻✨


Address

Antananarivo

Telephone

+261342736672

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Feo Mitory Fanantenana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share