13/04/2026
Faly miarahaba antsika rehetra @ anaran’ny Tompo.
Fampatsiahivana sy fanentana ny @ alahady 19 Aprily 2026, fotoana natokana ho an’ny ezaka tafo ho an’ny fanitarana.
Misy ny lamina napetraka ho antsika izay maniry anatrika ny fotoana ho an’izay ety andrenivohitra sy ny manodidina dia misy fiara iombonana hiainga ny maraina ny Alahady. Toy izao ny antsipirihany:
-Fiaingana(depart): 8h
-Toerana(point de depart et retour): Station Total Ambodivona
-Saran-dalana aller-retour(frais): 5000ar
❗️Ny faran’ny fisoratana anarana dia @ zoma 17 Aprily ho avy izao ka miantso ny laharana 034 17 041 57 ( Tsarasedra Raboay) ho an’ny famandrian-toerana.
Manantena ny fahatongavan’ny tsirairay mba ho fanohanana ny fiangonantsika.
📖Hagay 1:8
“Miakara any an-tendrombohitra, mitondrà hazo, ka manorena ny trano; dia hankasitrahako izany, ary hohajaina Aho.”