17/01/2026
Ny I.T.C.D dia manolotra fampianarana théolojika ho anao izay hitomboana fahalalàna ny Soratra Masina.
Natao ho anao izay tsy afaka manantona aty ampianarana mihintsy satria amin’ny alalany whatsApp no hanatanterahana izany.
Aza misalasala ary maka ny andininy mikasika izany ao amin’ny MP na whatsapp +261332200426.
Aza hadino ny mi-Abonnée ny page🙏🏻