G.F.U VAVAKA SY FAHOMBIAZANA MIARAKA AMIN'ILAY MPAHARY

28/11/2022

HIARO ANAO SY HITAHY ANAO ANIE JEHOVAH @ ANDRO REHETRA IZAY IHAINANAO ,ANDROTSAKA NY FAHASOAVANY AMINAO ANIE IZY
PSAUME DU JOUR : 28/11/2022
(Psaum 18:30)
Avec toi je me précipite sur une troupe en armes, Avec mon Dieu je franchis une muraille.

27/11/2022

HITAHY ANAO ANIE KRISTY ,ANDEFA NY ANJELINY HIARO ANAO ANIE IZY

TAHOAN'ILAY MPAHARY DAHOLO  N'iza n'iza tsy mahay mampifanaraka ny FIAINANA @ dragitr'Ilay Mpamorona izao rehetra izao d...
21/06/2022

TAHOAN'ILAY MPAHARY DAHOLO
N'iza n'iza tsy mahay mampifanaraka ny FIAINANA @ dragitr'Ilay Mpamorona izao rehetra izao dia montsamotsanin'ny FIAINANA sy izao TONTOLO izao
FANTARO ve fa efa nisy DRAFITRA efa voasoritra ho anao FIAINANA ity !!!
Nybazontsika atao dia manaraka ireo lamina efa napetrak'Ilay Nahary

13/06/2022
Homba anao hatrany anie Jéhovah ,itahy anao sy ny ankonanao anie Izy ary hampiroborobo ny asatananao rehetra!!!
05/06/2022

Homba anao hatrany anie Jéhovah ,itahy anao sy ny ankonanao anie Izy ary hampiroborobo ny asatananao rehetra!!!

31/05/2022

Homba anao HATRANY anie ny fahasoavan'ILAY MPAHARY

Address

Antananarivo

Telephone

+261345198138

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when G.F.U posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share