Tafika EKAR Bejofo

Tafika EKAR Bejofo Jeunes catholiques

27/02/2022

Hiaraka hiombom bavaka isika❤🙏🙏🙏

21/02/2022

Soavy ireo tsy tiantsika👌
Zava_tsarotra loatra ra amin'ny maha olombelona antsika izany hoe mitia olona tsy tia antsika izany☺,,ohatrin'ny hoe 👉tiavo ny fahavalonareo fa saingy tadidio fa hoy i Kristy hoe👉"ny ahalalana hoe mpianatro ianareo dia raha mahay mifankatia"
Izany hoe raiso foana ny toetra maha kristianina anao hoe mpanara_dia an'i Kristy fa aza varina entin'ny saina maha olombelona fotsiny 😊😊😏
TIAVA👨‍👨‍👦‍👦💝

Send a message to learn more

17/02/2022

Hiran SINAODY (vavaka an kira)💕

Reboisement Ambohitraivo Mahitsy👏
02/02/2022

Reboisement Ambohitraivo Mahitsy👏

Efa mivoaka ny fandaharam-potoana amin'ny 👋 GREEN WEEK END 👋 izay karakarain'ny CA MDG isan-taona.
✨Sabotsy 05 febroary 2022 :
👉Lahadinika arahina asam-baomiera sy fijerena sary mihetsika
👉Ora : 08 - 04 ora hariva
👉Toerana : St Ignace Analamahitsy ( Ampitan'ny ambasady Rosianina)
👉Fandraisana anjara: 2000Ar
✨Alahady 06 febroary 2022:
👉Fambolen-kazo
👉Toerana : Ambohitraivo Mahitsy
👉Fiaingana: 07 ora maraina ety amin'ny CA MDG izay andeha fiara iraisana
👉Saran-dalana: 3000ar isan'olona (mandroso sy miverina)
👉Samy mitondra sakafo atoandro
✨ Fara-fisoratana anarana : 31 janoary 2022 amin'ny MP
⚠️ Voafetra ny toerana noho ny fifampitsinjovana amin'ny fahasalamana koa aza taraiky.
Hoan'ny mpandritra ny fikambanana Masina Nationaly dia mbola afaka mandefa ny lisitr'ireo mpikambana hanatrika ny fotoana aty aminay.

Address

Mahitsy_Bejofo(St Ignace De Loyola)
Antananarivo

Telephone

+261347565975

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tafika EKAR Bejofo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Tafika EKAR Bejofo:

Share