VAHAO NY OLOKO Cite itaosy Somiampita

VAHAO NY OLOKO Cite itaosy Somiampita VAHAO NY OLOKO "Temple de la Réussite"
Guest house Noumba talo no misy antsika amin'izao.Tongava maro

23/09/2025

1Korintiana 6:2
Fa hoy Izy:Tamin'ny taona fankasitrahina no nihainoako anao,ary tamin'ny andro famonjena no namonjeko anao;indro, ankehitriny ny andro fankasitrahana;indro, ankehitriny no andro famonjena

Andriamanitra dia mahatoky amin'ny teniNY izay lazaiNY dia tsy maintsy efaiNY🥰🥰❤Rehefa miteny Izy hoe hiady ho anao dia ...
22/09/2025

Andriamanitra dia mahatoky amin'ny teniNY izay lazaiNY dia tsy maintsy efaiNY🥰🥰❤
Rehefa miteny Izy hoe hiady ho anao dia tsy maintsy tanterahiNY izany😇❤
Ny anjaranao fotsiny dia mino Azy fa Izy tsy handao na hamitaka anao😊😊

Nda ianatra hahatoky sy ampitombo finoana fa efa misy zavatra goavana nomaniny ho anao raha mino Ianao🙏🏻😇❤
06/08/2025

Nda ianatra hahatoky sy ampitombo finoana fa efa misy zavatra goavana nomaniny ho anao raha mino Ianao🙏🏻😇❤

Sabata vita fotaombavaka ,Alimbavaka ny Mpiandraikitra teny tendrimbohitra miaraka tamin' ny Pasteur Fabrice Rakotoniain...
20/04/2025

Sabata vita fotaombavaka ,Alimbavaka ny Mpiandraikitra teny tendrimbohitra miaraka tamin' ny Pasteur Fabrice Rakotoniaina .

"Koa raha ny Zanaka hahafaka anareo dia ho afaka tokoa hianareo" Jaona 8:36Isaorana an'i Jehovah ny croisade teto amin'n...
02/11/2024

"Koa raha ny Zanaka hahafaka anareo dia ho afaka tokoa hianareo" Jaona 8:36

Isaorana an'i Jehovah ny croisade teto amin'ny Trano fivavahana Vahao Ny Oloko cite itaosy Soamiampita anio🥰

Maro ny olona nandray fanahana sy aim-panahy❤🥰 ho an'Andriamanitra irery ane ny voninahitra😇🙏🏻

Manasa anao izay ny sabotsy ho avy izao fa mitohy ny fotoam-bavaka💗
Tia anao Jesosy🙏🏻
VAHAO NYVAHAO NY OLOKO Cite itaosy Somiampita

VAHAO NY OLOKO Cite itaosy Somiampita " Izy dia manafaka anao" . Hanasana anao ny Sabotsy 02 Novembre 2024 ho avy izao ....
14/10/2024

VAHAO NY OLOKO Cite itaosy Somiampita " Izy dia manafaka anao" . Hanasana anao ny Sabotsy 02 Novembre 2024 ho avy izao .Manomboka @ 8:30 maraina . Toerana Guest house Noumba Taloha (Cite itaosy) .

À la une
Follewers

Trano fivavahana VAHAO NY OLOKO Cite itaosy Somiampita .faly sy ravo ny Mpino miaraka tamin'ny Pasteur Fabrice Rakotonia...
17/08/2024

Trano fivavahana VAHAO NY OLOKO Cite itaosy Somiampita .faly sy ravo ny Mpino miaraka tamin'ny Pasteur Fabrice Rakotoniaina sy Pasteur Sandra .Voninahitra ho an'i Jesosy ny amin'ny fanatrehany sy fanosoran'ny fanahy masina ny hosotry ny fahasiana🥰😇🙏🏻
Sabata 17/08/2024 teto amin'ny NY OLOKO cite itaosy so

Ny anio Asabata 7 Auot 2024 teto amin'ny Trano fivavahana VAHAO NY OLOKO Cite itaosy Somiampita .Fotaombavaka lehibe sy ...
11/08/2024

Ny anio Asabata 7 Auot 2024 teto amin'ny Trano fivavahana VAHAO NY OLOKO Cite itaosy Somiampita .Fotaombavaka lehibe sy miavaka ny Asabotsy ho avy izao 17 Aout 2024 🕣8H30.toerana Cité itaosy ( Guest House Noumba Taloha ) .Miaraka amin' iPasteur Fabrice Rakotoniainaaasy Pasteur Sandra.tongava maro tompo.

GRAND DEFI "Jehovah izy no Andriamanitra ".

Isaorana an'Andriamanitra ny fahatanterahan'ny fotom-bavaka teto amin'ny trano fivavahana VAHAO NY OLOKO Cite itaosy Som...
13/07/2024

Isaorana an'Andriamanitra ny fahatanterahan'ny fotom-bavaka teto amin'ny trano fivavahana VAHAO NY OLOKO Cite itaosy Somiampita anio sabotsy 13/07/2024😇🥰🙏🏻

Manasa anao izay ny sabotsy ho avy izao mba iaraka hiankohaka sy hidera an'Andriamanitra tsika manantena ny fahatongavanao izay aleo enao androany tsy tonga toy izay amin'ny sabotsy ho avy izao😇🙏🏻

Isaorana an'i Jesosy ny sabata 05/07/2024❤ nohon'ny fanatrehana ilay Avo indrindra😇🙏🏻Manasa anao izay ny sabotsy 13/07/2...
06/07/2024

Isaorana an'i Jesosy ny sabata 05/07/2024❤ nohon'ny fanatrehana ilay Avo indrindra😇🙏🏻
Manasa anao izay ny sabotsy 13/07/2024 ho avy izao mba hiaraka hivavaka isika🙏🏻❤
Mbola tsy miova ny herin'Andriamanitra😇🙏🏻
Hebreo 13:18:"Jesosy Kristy no tsy miova omaly anio ary mandrakizay"❤

Address

Espace Cordis Antsahakely
Antananarivo
CITEITAOSY

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VAHAO NY OLOKO Cite itaosy Somiampita posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category