Christian Life Palace Antananarivo

Christian Life Palace Antananarivo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Christian Life Palace Antananarivo, Religious organisation, Antananarivo.

3 Jaona:2Ry Malala, mangataka aho MBA ho hambinina sy ho salama tsara amin'ny zavatra rehetra anie ianao, tahaka izay an...
19/08/2026

3 Jaona:2
Ry Malala, mangataka aho MBA ho hambinina sy ho salama tsara amin'ny zavatra rehetra anie ianao, tahaka izay anambinana ny fanahinao ihany.
Tena sitrapon'Andriamanitra tanteraka ho antsika ny famonjem-panahy ary tena ao am-pony tanteraka ihany koa ny Fanafahana sy fanasitranana ahy sy anao amin'ny lafiny rehetra.
Tsarovy fa ny ao amin'ny Baiboly, ny fihaonana rehetra tamin' i Jesosy Dia narahina fanafahana sy fanasitranana avokoa๐Ÿ™ โค๏ธ.
koa Manasa antsika ampitiavana hatrany tompoko ๐Ÿ™๐Ÿ™
tahian'i Jesosy kristy tompoko ๐Ÿ™

Faly manasa antsika rehetra ho avy hihaona amin'i Jesosy Kristy ilay hany tokana ilaiko sy ilainao ๐Ÿ™.Raha mandeha bus 14...
12/08/2026

Faly manasa antsika rehetra ho avy hihaona amin'i Jesosy Kristy ilay hany tokana ilaiko sy ilainao ๐Ÿ™.
Raha mandeha bus 146,147A,192,ligne E dia miala arrรชt Tany Malalaka ambanin'ny Hรดpital Homi, miampita ary mitsofoka amin'ilay lalana mankany amin'ny Brillante School mivoaka ho any Anjanahary iny ka rehefa afaka 100m eo de mahita vavahady mainty misy soratra CLP)
Na miantso ny laharana 034 71 606 62.
tahian'i Jesosy hatrany tompoko ๐Ÿ™.

Happy Birthday Papa Rodolphe ๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰misaotra an'i Jesosy hatrany izahay nohinnny fisianao eo amin'ny asa fanompoana ๐Ÿ™โค๏ธ.Tahia...
01/07/2026

Happy Birthday Papa Rodolphe ๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰
misaotra an'i Jesosy hatrany izahay nohinnny fisianao eo amin'ny asa fanompoana ๐Ÿ™โค๏ธ.
Tahian'i Jesosy ๐Ÿ™โค๏ธ

24/06/2026
Diabe ho an'i kristy 2026Misaotra Jesosy ๐Ÿ™โค๏ธ
14/06/2026

Diabe ho an'i kristy 2026
Misaotra Jesosy ๐Ÿ™โค๏ธ

10/06/2026

Sahia mijoro ho an'i Jesosy Kristy isika ๐Ÿ™

Hoantsika eto Antananarivo indray izao๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰ndao hanome voninahitra an'i Jesosy ๐Ÿ™ Ndao hiray fo sy saina hanandratra Azy isi...
06/06/2026

Hoantsika eto Antananarivo indray izao๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰ndao hanome voninahitra an'i Jesosy ๐Ÿ™ Ndao hiray fo sy saina hanandratra Azy isika

Manasa anao hatrany ho avy
09/05/2026

Manasa anao hatrany ho avy

Jesosy kristy homba sy hitantana anao hatrany ary hitahiry anao mandrapihaviny   Jotham Rabemanatsoa
15/04/2026

Jesosy kristy homba sy hitantana anao hatrany ary hitahiry anao mandrapihaviny Jotham Rabemanatsoa

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261328103422

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Christian Life Palace Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share