Fiangonana Advantista Mitandrina ny Andro Fahafito - Ankadilalampotsy

Fiangonana Advantista Mitandrina ny Andro Fahafito - Ankadilalampotsy Page facebook officielle du SDA Ankadilalampotsy - Distrika Antsahasoa.

Mirary sabata sambatra ho antsika rehetra.
26/05/2023

Mirary sabata sambatra ho antsika rehetra.

26/05/2023
24/05/2023

Mpisantatra Sdac Ankadilalampotsy

Fankalazana ny Andro Manerantany ho an'ny Mpisantatra teto amin'ny Sdac Ankadilalampotsy.
21/05/2023

Fankalazana ny Andro Manerantany ho an'ny Mpisantatra teto amin'ny Sdac Ankadilalampotsy.

21/05/2023

Ă€ la fin de mon voyage, oui je serais couronnĂ© đŸ‘‘
Je serais couronné, je serais couronné
A la fin de mon voyage, oui je serai couronné
Dans la cité de Dieu

Oh quel bonheur, quel bonheur...

Sabata 20 Mey 2023Am-pifaliana tanteraka no hiarahabana ireo Mpisantatra rehetra nahatratra izao andro manerantany hanka...
20/05/2023

Sabata 20 Mey 2023

Am-pifaliana tanteraka no hiarahabana ireo Mpisantatra rehetra nahatratra izao andro manerantany hankalazana ny faha 34 taona nijoroan'ny klioba izao.

Hahafinaritra loatra ity sabata ity satria hiara-hidera sy hankalaza an'i Jehovah indray isika, hiara-hanovo hery enti-miatrika "Ilay dia mahafinaritra" hizorantsika mankany an-danitra.

Mirary sabata ampoky ny soa ho an'ny Mpisantatra sy ireo Mpitarika azy ireo rehetra, ireo Ray aman-dReny sy ireo tanora rehetra ary isika fiangonana rehetra.

Rahampitso ilay andro malaza ho an'ireo zandry kely sy zanantsika, antenaina fa efa voaomana sy voalamina avokoa ny zava...
19/05/2023

Rahampitso ilay andro malaza ho an'ireo zandry kely sy zanantsika, antenaina fa efa voaomana sy voalamina avokoa ny zava-drehetra.

Aza adino fa manao fanamiana isika tanora rehetra ho fanotronana azy ireo an.

29/04/2023
28/04/2023
21/04/2023

ORA VITSY SISA DIA HANOMBOKA NY SABATA, ANY AM-PIANGONANA DAHOLO NY FOTOANANTSIKA REHEFA AVY EO AN !

Address

Ankadilalampotsy
Antananarivo
ANTANANARIVO102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana Advantista Mitandrina ny Andro Fahafito - Ankadilalampotsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share