Fiangonana Assemblée de Dieu Ambohidratrimo

Fiangonana Assemblée de Dieu Ambohidratrimo Salama tompoko o! Page hoentina hiderana ny hanomezana voninahitra hoan'Andriamanitra ity!

Manasa antsika rehetra🙏🙏Toerana  : Assemblée De Dieu Ambohitahara🙏TIA anao Jesosy🙏
12/12/2025

Manasa antsika rehetra🙏🙏
Toerana : Assemblée De Dieu Ambohitahara
🙏TIA anao Jesosy🙏

16/02/2025
02/01/2025
Tahin'i Tompo daholo manomboka androany ilay vondrom-bavaka ho an'ny Tanora na izany aza afaka tong foana ianareo izay m...
17/08/2024

Tahin'i Tompo daholo manomboka androany ilay vondrom-bavaka ho an'ny Tanora na izany aza afaka tong foana ianareo izay maniry te ho tonga.
Sabotsy izao am 12 ka Atram 1 sasany
Toerana :fiangonana Assemblée de Dieu ambohitahara Ambohidratrimo.
Ireo zavatra atao
Misy fotoana hiankohofana antsika
Misy fotoana ahafahana atsika mianatra tenin'i Andriamanitra ary farany ho anareo izay tia mihira misy fampianarana mihira ao.
Manasa anao mba ho tonga.
Hitahy anao anie Jehovah

Fiadanana o!Mankasitraka manokana ekipa Heritsilavina Razafiarison sy  Family tamin'ny fotoana omaly nafinaritra e.Andri...
06/05/2024

Fiadanana o!
Mankasitraka manokana ekipa Heritsilavina Razafiarison sy Family tamin'ny fotoana omaly nafinaritra e.
Andriamanitra feno fasoavana anie hampitombo ny fifankatiavanareo sy talenta izay omen Tompo anareo.
Tahin'Andriamanitra ny daholo tompoko.

Mankasitrak pasteur Rija🙏🙏
20/03/2024

Mankasitrak pasteur Rija🙏🙏

Tahin Tompo daholo! Izahay fiangonana ADD eto Dia manasa anao isaka ny lahady .KO manasa ho Tonga amzan ny lahady isakan...
04/12/2023

Tahin Tompo daholo!
Izahay fiangonana ADD eto Dia manasa anao isaka ny lahady .KO manasa ho Tonga amzan ny lahady isakan'ny am 2 .mitongava maro fa efa ela no niandry anao n'y Tompo

23/07/2023

Tahin'Andriamanitra isika rehetra, ary fiadanana anie hitoetra ao amnareo. Andeha mba ho fitaovana hampandroso ny fiangonana izay nametrahan'ny Tompo antsika isika ndao hiara-hivavaka isika isaka amin'ny 9 alina. Tsy voafetra izay minitra na ora hivavahana dia mba mangataka 10min aminao ny Tompo mba hivavahana ho an'ny fiangonana.
Ka ny atao amzany dia:
1)mifona ho an mpino rehatra ao ampegonana isika
2) teneno fanahy masina hoe itondrao fifohazampanhy izay tsy misy otsizan ny fiangonana izay misy anay.
3) hiteny amin'ny Fanahy masina isika hoe :"Fanahy ô tehirizo ho anao mandrakizay ny mpino rehetra izay tonga ao sy fiainam-panahy ny fiangonana".

Address

Ambohidratrimo
Antananarivo
101

Telephone

+261328941879

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana Assemblée de Dieu Ambohidratrimo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share