Sinodam-paritra Analamanga Atsimo FPVM

Sinodam-paritra Analamanga Atsimo FPVM Ny pejy sinoda Analamanga Atsimo dia sehatra ifampizarana, hifampaherezana ary ifampitam-baovao.

Izany ary hono ry Pasteur isany a
26/05/2026

Izany ary hono ry Pasteur isany a

Isan-keritaom-pifohazana TOBY AMBATOMIRAHAVAVY 2026SP Analamanga sy MEVAPromotiion OLOM-BOAVONJY (Ohabolana 28:18)
10/05/2026

Isan-keritaom-pifohazana TOBY AMBATOMIRAHAVAVY 2026
SP Analamanga sy MEVA
Promotiion OLOM-BOAVONJY (Ohabolana 28:18)

30/04/2026
Isaorana ny Grouoe Colette, tena mankasitraka anareo rankizy fa tena sady zandry ianareo no havana no iray tampoho
17/04/2026

Isaorana ny Grouoe Colette, tena mankasitraka anareo rankizy fa tena sady zandry ianareo no havana no iray tampoho

17/04/2026

Faly ny Mpitandrina rehetra, mankaditraka Jesosy a

14/04/2026
Avant goût
12/04/2026

Avant goût

Handeha ho aiza indray nareo ry pastera?
12/04/2026

Handeha ho aiza indray nareo ry pastera?

Finaritra Filazana ho an'ny mpiandraikitra sekoly alahady rehetra !
08/04/2026

Finaritra
Filazana ho an'ny mpiandraikitra sekoly alahady rehetra !

Fideràna iarahana am Groupe Davids
22/03/2026

Fideràna iarahana am Groupe Davids

Fiadanana eee 🖖 ! Tonga indray ny fihaonam-be sinodam-paritra Analamanga Atsimo 2026🎉.Ny 21 sy 22 mars 2026 eny amin'ny ...
20/03/2026

Fiadanana eee 🖖 !
Tonga indray ny fihaonam-be sinodam-paritra Analamanga Atsimo 2026🎉.
Ny 21 sy 22 mars 2026 eny amin'ny Place de l'amitié Amboanjobe !
🗒️Ny 21 Mars :
9h30 : Fampianarana mpiandry sy mpiomana 📓
13h : Recyclage Diakona 📚
15h : Fotoam-pifohazana 🙏
18h30 : Fiderana goavana miaraka Mika 🎹

🗒️Ny Alahady 22 Mars :
9h30 : Fotoan-dehibe🔆
Ny tolakandro : Fiderana miavaka miaraka amin'i Zoky Davids sy Groupe Sinay 🎉.
Tongava maro eee !😍

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261346013351

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sinodam-paritra Analamanga Atsimo FPVM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Sinodam-paritra Analamanga Atsimo FPVM:

Share