Akany Fahasoavana

Akany Fahasoavana Notre raison d'existence et donner un foyer digne pour chaque enfants vulnerable a Madagascar.

11/05/2026

Avec Akany Fahasoavana – Je figure pour la première fois sur sa liste des interactions hebdomadaires en faisant partie de ses followers les plus actifs !

08/05/2026
06/05/2026

Site web ny AKANY FAHASOAVANA

06/05/2026

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Lanto Sylvia Andrianifahanana, Miora Randrianandraina, Joanna Fatou, Katty Raharvel, Ikiala Soa, Ranaivoson Radoniaina Anselme Mitantsoa, Seheno Rakotobe, Annetterosefine Jinance, Alexandre Gaëlle Innes, Isaak Radjich, Jeanne Emilie Razafindravelo, Ravaka Domoina Rslf, Felantsoavina Randrianarivony, Manasse Rajosoa, Kevin Andrianiainamiangola, Manjopiaka Raharison, Valina Raf Ralambomanana, Yotta F'Tojo Yotta, Nadia Razafy, Sariaka Randrian, Josephine Sp, Anitra Dupon Rak, Paradoxe Anoh'rack Reginah, Princy Ratsimbazafy, Iavo Tianjar Safidy, Kanto Nomenjanahary, Tantely Rakantoarivelo, Anjatiana Tsilaviniaiko, Syvarah Rahaingo, Antsaniaina Anɗria, Teddy Hossenaly, Aina Andriamiandrisoa, Anjara Nandrianina, Fannya Randriambolatiana, Elyscesar Randrianarison, Aiky Aiko, Tsivery Hasina, Aina Fn, Dina Razafindrakoto, Harena Ilaina, Tsiaro Anja Tsiky Tsiahy, Linjasoa Vahatriniaina Na, Justine Nomenjanahary, Layan Harint'sou, Sitraka Andrianasolo, Patricia Ramampionona, Nah Rindra, Fitiavana Henintsoa, Karinah Sol, Aurélie Faliniaiko
Faly mandray anareo izahay eto @ akany tompoko 🥰

Miarahaba antsika rehetra eto @ page efa tafaverina soa amantsara eto Antananarivo ny tenako, hisaorana an'Andriamanitra...
05/05/2026

Miarahaba antsika rehetra eto @ page efa tafaverina soa amantsara eto Antananarivo ny tenako, hisaorana an'Andriamanitra ny fitantanany fa kosa mbola tsy afaka nitondra an'i Elinah noho ny lamina avy @ ministera isan-tsokajiny.
Marina fa tena taitra isika,ary maro no nalaelo t@ zavamisy,saingy tsy azo atao kosa ny manao2 foana fa mila manara-dalana tsara.
Ny azo hamintinana azy dia izao
- Tsy maintsy vitaina eo anivon'ny ministère ny fitsarana ny fangatahana ilay antsoina hoe certificat de garde, miaraka @ consentement ny ray sy reny vao afaka mivoaka ny faritra misy azy na eo ankohonany ray amandreniny ilay zaza
- Mila ny copie ny sy ny résidence mba afahana manao ny démarches rehetra
- Tsara kokoa raha eo ny ray sy reny niteraka manaraka azy @ fitsaboana( ity no tena efficace indrindra)
Fehiny : Niaraka nanapa-kevitra izahay, ministère population,sy ny commune fa naverina eo anivon'ny ray amandreniny aloha izy mandrampahafeno ny taratasy rehetra,ary niezaka nanamafy ny fifandraisana teo amin'izy mivady.
Tsy hoe tsy tiany ireo ankizy fa lay entimanana no tsy ampy.zay no zavamisy.fa kosa rehefa milamina tsara ny taratasy rehetra dia malalaka ny lalana.
Mifanohana eto foana isika fa efa tsy toy ny teo aloha intsony ny situation raha ny aratsosialy fa ho jerena akaiky zareo,fa ilay fitsaboana no tsy maintsy antony hoakarany aty andrenivohitra.
Fisaorana mitafotafo ihany koa no hatolotro anao Mme le ministre ao @ population et solidarité fa tena mandray andraikitra ianao. ary hinoako fa mbola hitohy izany ❤️.

Fehiny, mitohy ny demarche dia mba hisy foana ny solidarité mandram-pahatanteraka ny fitsaboana azy,ny vavaka surtout tena important

Ady farany sisa ky Elinah de hody tsika raha sitrapon Andriamanitra ❤️!!Sao mba misy docteur en ophtalmologie mahay momb...
03/05/2026

Ady farany sisa ky Elinah de hody tsika raha sitrapon Andriamanitra ❤️!!
Sao mba misy docteur en ophtalmologie mahay momba ny nyctalopie(night blindness) ato fa izay ilay ho tsaboina amin'azy tompoko,mba hakana torohevitra sy budget tokony homanina
Mankasitraka indrindra

Mba mangataka approuvattion azafady tompoko
02/05/2026

Mba mangataka approuvattion azafady tompoko

Ireto aza ny vokatry ny mission taty bejofo Ambatondrazaka e1) Vita sonia ny fifanarahana afahana miahy ilay zaza,RASOHA...
02/05/2026

Ireto aza ny vokatry ny mission taty bejofo Ambatondrazaka e
1) Vita sonia ny fifanarahana afahana miahy ilay zaza,RASOHARIMALALA ELINAH,mbola tsy manana copie, fitsaboana sy fiahiana aratsosialy.
Ratsiratsy ny reseaux fa dia hisaoran an Andriamanitra izay vokatra azo.Tokony hoe izy mianadahy fa ny iray aloha no afaka nentina,nifanarahana tamin'ireo ray amandreniny. Tsy mora ny manao zavatra fa dia mandeha tsikelikely.Ny taratasy kosa,dia mbola fifanarahana tsotra natao teo anivon'ny fokontany fa ezahina hampadalovina @ ministere population sy ny juge d'enfant ihany.
Ho an'izau te hanampy azy dia afaka manantona ny akany manomboka ny talata ho avy izao, ary hisaorako mitafotafo ihany mme directrice miahy ny zaza ao @ pp population sy ny fitsarana izay manara maso akaiky an'ity raharaha ity.
Ndao ny tokony atao no atao,dia ny fitsaboana azy,satria ny firaisankina no hery.
Mandray ihany koa izahay ireo zaza mitovy cas @ elinah sy ny zandriny,ary misokatra @ fiaraha miasa @ endriny rehetra.
0389399901 io ny numero ho an n'izay te hifandray misimisy.mankasitraka ihany koa ho an'ireo izay nanome fitokisana ka nandefa izay tsirambin'ny tanana fa dia Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hamaly fitia tompko

Mila vavaka izy mianadahy ireto, mba ho voakarakara soa amantsara
01/05/2026

Mila vavaka izy mianadahy ireto, mba ho voakarakara soa amantsara

Address


Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akany Fahasoavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Akany Fahasoavana:

Share